Tokony manaja ny lalàna foana ny didy mivoaka – Imbiky Herilaza -DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR 1 (2)

  Imbiky Herilaza – Magistrat Ny hamintinako azy aloha angambany dia voalohany hoe ny mpitondra fanjakana izany an tokony mahay mandanjalanja ilay fahefana eo am-pelantanany satria indraindray mety misy tokoa izany ilay fihoaram-pefy fa tokony hodinihqana izany izay fanaovana an’ilay fampiharana ny fahefana izay. Raha ho an’ny mpitsara manokana izany dia, izay foana no averiko ombieny ombieny hoe tokony ho fantatratsika izany hoe anatin’ny fanajana ny lalàna foana io resaka fahaleovantenan’ny mpitsara io. Ny vahoaka no manohana antsika, ny fitondrana no mihaino antsika raha asehontsika fa anatin’ny fahamendrehana sy anatin’ny fanajana ny lalàna izany ny fanatanterahana ny asantsika.

Tokony alalaka tanteraka ny mpitsara aminy famoahana ny didim-pitsarana – Patrick Andriamahefa – DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR 1 (1)

Patrick Andriamahefa : Mpanao gazety Tena maniry mafy aho, ny hahatanteraka ny notenen’ny president-ny SMM teo hoe ten alalaka tanteraka amin’ny fitsarana ny mpitsara. Enga anie satria betsaka nge ny olona victime na nanao, nanao moa izany efa nanao izy fa betsaka ny victim nohon’ny baikom-politika ny ankamaroany tsy afaka manoatra ny mpitsara. Maniry mafy mihitsy aho raha maniry mba hahatanterahan’izany hoe fahalalahan’ny mpitsara izany.

Ny mpitsara dia mitsara araka ny lalàna fa tsy araky ny baiko azony avy any amin’ny exécutif – Jaona Clément SMM DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR 1

Dia misaotra anareo TV Plus nanasanay teto mikasika ny toe-draharaha nafanapana tamin’ity herinandro ity. Ny fomba hamintinako azy dia ohatran’izao, ny mpitsara dia mitsara araka ny lalàna fa tsy araka ny baiko. Izay izany no teny ho entiko hamaranana ny teny. Ary manarakan’izay, mba tokony ho hisy ny fahaizany mihaino ny mpitondra sy ny mpampiasa, ary ny fitazonana ny teny nomena. Ny raharaham-pitsarana tompoko, tsy ny vahoaka eto ihany anie no mitsara e, ary amin’izao fotoana izao ny fitsarana dia efa voatsikera amin’ilay hoe nahoana ny any amponja no tsy voatsara no bebe nohon’ny olona voatsara. Ary tsy eto an-toerana ihany na any ivelany, tsy maitsy mbola hanazava mikasika izay tsy fitovian’ny pourcentage izay ny minisitry ny fitsarana amin’ny conference intérnationale. Ary ny zavatra misy eto izany, raha mbola misy ny zavatra ohatran’ireny, na ny mpampiasa vola amintiska eto ary mety hanaiky molotra mahita ny fomba ataon’ny excecutif amin’ny raharahaùm-pitsarana, ka ny zavatra misy izao hitsikerana ny mpitsara dia hoe nahoana ny MD systématique, satria ny foto-kevitra dia ny hoe liberté ny principe, exception ny détention, amintsika eto Madagasikara izay efa mifamototra. Ny olona rehetra rehetra izay mitory dia eritreretina fa rehefa mitory izy dia tokony higadra daholo ny olona, foto-kevitra tsy maintsy hajaina izany ary hitsarana ny firenena Malagasy eo anivon’izao tontolo izao ka mankasitraka antsika rehetra naharitra nihaona. Misaotra indrindra tompoko.

Hita tsara fa nanome baiko ireo mpitsara ny exécutif tamin’ity raharaha kidnapping ity – Jaona Clémént Président SMM DON DRESAKA DU 07 AVRIL 2019 BY TV PLUS MADAGASCAR

Jaona Clément – Magistrat – Président du Syndicat des magistrats de Madagascar Eto izany izao mivoaka eo imason’izao tontolo izao sy eo anivon’ny firenena fa misy baiko mahazo ny fitsarana Malagasy. Izay izany ny zavatra lehiben’ny governemanta, minisitry ny fitsarana, dia izay no mahatonga hoe mitohy foana ny fitakiana ny indépendance de la justice. Faharoa, action normal ilay izy satria misy politika napetrany izany raha ohatra ka mahita izy misy hitany hoe misy lesoka ao, anjaran’ny administration active no mandray fanapaha-kevitra amin’ny maha police administrative azy, izy no miandraikitra an’izay. Dia anjaran’ilay olona voakasikan’ilay didy, raha ohatra ka misy ilay didy tsy mahafaly azy, mitondra ny raharaha amin’ny fitsarana. Izay foana no nahatonga anay matetika teto raha tamin’ny taona lasa sy ny talohan’izay niteny hoe: défaillance administrative. Ny police administrative izany tsy dia mibaiko teny loatra. Hatramin’izay izany raha vao misy zavatra miseho ohatran’ireny dia samy mitabataba, samy mimenomenona fa tsisy mésure horaisina. Iny izany ny marika ny fanjakana mandray andraikitra izy, misy ny fanjakana fa mihevitra izy fa tsy mety iny zavatra iny dia mandray fepetra mikasika an’izay izy. Dia anjaran’ilay mpitsara voakasika no mi-agir amin’ny maha tany tandalàna ny tandalàna mitondra ny raharaha eo anivon’ny fahefana mahefa. Manaraka an’izay izany dia ho an’ny filazana fa misy corruption ny mikasina iny cas iny, isika rehetra rehetra dia tsy tsara toerana hitsikera an’izany, fa ry zareo tompon’ny dossier nahita ny dossier no manana ny antony ary manana ny motif namoahany an’ilay olona. Ary aza adino fa rehefa mitsara olona anie, na criminel ilay izy tsy maha-criminel azy fa ny maha olombelona aloha. Olombelona devant-ko izaho mpitsara ity, fa alohan’ny maha izy criminal azy, ka izao izany, ry zareo nandray ny fanapaha-kevitra ataoko fa mahazava tsara ary tsara toerana hanazava raha ohatra ilaina na ny mpanao gazety na amin’ny instance izay hanao enquête. Sur fa tsy maintsy hisy ny hanao enquête amin’io raharaha io amin’ny instance, amin’ny direction pour la protection de l’intégrité au niveau magistrature, hanazava ny fandraisany fanapahan-kevitra. Ary matetika izany ny zava-misy dia hoe, ny fanontaniana mipetraka: hitsara araka ny baiko sa hitsara araka ny lalàna ny mpitsara? Azo atao ny miresaka, azo atao dia hoe tokony ny ary raha matetika amin’ny intervention matetitetika dia hoe ny baiko azon’ny mpitsara matetika omen any mpitsara, tsy ferana be ohatran’ireny hoe: araho tsara ny procédure, jereo tsara ny lalàna, fa ilay teo iny tena ferme hoe tandremo io olona ity tsy avoaka. Amin’izay voatohitohina ny fahaleovantenan’ny mpitsara sy ny fitsarana amin’izany zavatra izany. Ka noho izay izany, ny pratique amin’io dia rehefa misy ny baiko dia anjaran’ilay mpitsara notenenina no mampifandray ny baiko sy ny toe-draharahan’ilay dossier eo am-pelantanany. Dia izaho moa efa niteny mihitsy raha ohatra ilaina hoy aho, matoa ry zareo nanao an’io, aleo mba ho hodinganina ny secret professionnel. Satria raha mijery adry zareo amin’ity raharaha ity izaho, ny 4 magistrats de premier grade avy, dikan’izany olona efa expérimentés tsy vaovao aminazy io. Ny iray ihany no ambanimbany grade amin’izy ireo ka tokony izany ho hita hoe aleo publier-na ilay izy, raha ohatra ka ny tsaho-ny information no entina hanasaziana namana, hanasaziana mpitsara dia publier-na ilay izy dia eon y olona mahita hoe meloka ve, io ilay tas de dossier am-pelatanana namoahana azy dia samy mahita hoe meloka, feno ve ny sazy sa tsy feno. Anjarantsika amin’izay no mitsara azy, ary ny problème amin’izao koa, ny olona rehetra efa lasa mpitsara aby, ny olona rehetra efa lasa dokotera aby. Nefa raha ohatra izany cours-na de procédure pénal amina liberté provisoire izany fotsiny, izany akory tsy vita adiny efatra anie e, hoe efa misy ve ny ordonnance de renvoi devant le cours criminel ordinaire tamin’io dossier io, dia côté technique be izay