Hafindra monina ireo voaheloka mandra-pahafatiny hoy RANDRIANASOLO Jacques – Ao Raha du 8 mars 2019

  Afaka enim-bolana dia hitsangana ny fonja natokana  ho  an’ireo  gadra voaheloka mandra-pahafatiny sy ireo nanao heloka goavana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, teny Faravohitra, omaly, nandritra ny fanoloran’ny Vondrona  Eoropeanina  fiara  tsy  mataho­ dalana miisa efatra ho an’ny Sampandraharaha misahana ny fandrindrana sy fanaraha-maso ny rantsam-pitsarana sy  ny  fonja  (BCCJEP).  Efa  hita  ny toerana hanatanterahana ny fotodrafitrasa fa ny fanombohana ny asa sisa no andrasana, araka  ny fanazavana  nomen’ity  minisitra  ity hatrany.   Trano manokana   Isan’ireo nasongadiny tao anatin’izany i Stéphanie Roger Lala, izay voaheloka mandra-pahafatiny, noho ny raharaha fakàna an-keriny. «Misy ilay gadra iray avy any Antsiranana, Stéphanie Roger Lala, mpaka an-keriny izay efa voaheloka mandra-pahafatiny, izay efa hanamboarana trano manokana hitazonana azy eny Antanimora », hoy izy. Isan’ireo voasokajy ho olona atahorana ihany koa Razaimamonjy Claudine, araka ny voalazany hatrany. «Niteraka resabe teo anivon’ireo fianakaviana manana mpifonja eny Antanimora ny nanorenana trano manokana ho azy. Isan’ireo atahorana izy matoa nafindra», hoy hatrany izy. «Samy tsy azo ampiarahina anaty toerana iray izy ireo satria mbola misy  hatrany ny tetika ratsy izay mety hataon’izy ireo. Nisy, noho izany, ny fanapahan-kevitra izay avy any ambony mihitsy mahakasika ny hanasarahana azy ireo, ka ity trano vaovao ity no vahaolana haingana indrindra. Tsy ho an-dRazaimamonjy Claudine irery  ihany nefa fa mila afindra ihany koa i Stéphanie Roger Lala satria efa manomboka mitarika ireo vehivavy hafa hikomy», hoy ny fanazavan’ ny minisitry ny Fitsarana. Vonjimaika ihany, araka izany, ity fanamboarana trano hafa eny  anivon’ny fonja ity fa ho avy ny fotodrafitrasa izay natokana ho an’ireo nanao heloka goavana. Ankoatra ny fananganana fonja dia nasian-teny ihany koa ny fitantanana eny anivon’ny Fitsarana. Navohitran’ny minisitra Randrianasolo Jacques ny hametrahana paikady manaraka ny teknôlôjia entina hitantanana ireo antontan-taratasim-pitsarana rehetra. «Atsy ho atsy, tsy hihoatra ny enim-bolana, dia efa anatina tambajotra elektrônika avokoa ny raharaham­ pitsarana  rehetra.  Hapetraka  ny  fanamarinana  ireo  miditra  sy  mivoaka  ny fitsarana. Hisy ny fanaraha-maso amin’ny alalan’ny «caméras de surveillance» ny  ao  amin’ny  fitsarana manontolo  hialana  amin’ny  fisian’ny  tsolotra  sy kolikoly  samihafa  izay  mampikaikaika  ireo manana  raharaha  eny  anivon’ny Fitsarana.  Marobe tokoa  mantsv  ireo misolokv  maka vola, tsy ireo avy any ivelany ihany tsy akory, fa na izao mpiasa aza», hoy hatrany ny fanazavan’ny minisitra. Volasoa R    

Sorry,You have not added any story yet

La lutte contre la corruption engagée par l’actuel régime fait jaser car teintée de connotation politique – Expressmada du 8 mars 2019

La lutte contre la corruption engagée par l’actuel régime fait jaser. Des analystes saluent la bravoure et le courage du Bianco et du PAC dans les poursuites de présumés coupables, de notoriété publique. Même s’ils signalent et remarquent une forte connotation politique dans les récentes arrestations et les enquêtes en cours. Ils concluent alors qu’il serait compliqué, sinon difficile de déraciner des pratiques auxquelles tout le monde a fini par s’habituer. Une sorte de sport national prisé de tous.

Sorry,You have not added any story yet

Tsy mijery tavan’olona ny ady amin’ny kolikoly ka misy mpiara-dia ny mpitondra ankehitriny koa atao fanadihadina hoy Jacques RANDRIANASOLO – TV plus du 7 mars 2019

Efa mandeha amin’izao ny fanadihadihana ireo mpanao kolikoly avo lenta hafa tsy mbola tratra hoy ny Minisitry ny Fitsarana Jacques Randrianasolo. Tsy hanavahana firehana na antoko-politika ny fisamborana ireo izay manao kolikoly hoy ny Minisitry ny Fitsarana, misy mpiara-dia amin’ny fitondrana amin’izao no hanaovana fanadihadihana ihany koa amin’izao fotoana izao, efa tsikaritra hatramin’izay kosa ny kolikoly nataon’ireo mpandraharaha sy mpanao politika nosamborina faraparany teo hoy ny Minisitry ny Fitsarana; mitatitra ny vaovao Fandresena Aina Manankasina eo amin’ny sariny Harifidy Rakotomalala   Laharam-pahamehan’ny fitondrana amin’izao fotoana izao ny hanafoana ny fanaovana ny kolikoly hoy ny Minisitry ny Fitsarana Jacques Randrianasolo. Tsy hanavahana tavan’olona na antoko-politika noho izany hoy izy ny fisamborana ireo izay manao izany, indrindra fa ny manao kolikoly avo lenta. Eo am-panadihadihana ireo mpandraharaha sy mpanao politika hafa tsy mbola voasambotra nefa ahiana manao kolikoly, isan’izany ny mpiara-dia ny fitondrana amin’izao ny Fitsarana hoy ny minisitra.   Raha ny tena izy aloha tokony tsy hijery tavan’olona izany mihitsy izahay, fa izay tratra ngamba raha ny aty amin’ny coté-ko izany, izaho tsy hijery tavan’olona any, ngamba tamin’ny mbola andron’ny Procuceur Géneral aho dia efa henonareo fa izao ilay izy vao mihetsika, fa izaho no nanenjika ny Premier Ministre ireny, izaho no nanenjika an’ireny satria niaro be an’i Claudine izy ireny dia ireny nenjehako ireny daholo ny Premier Ministre, i Claudine, maro izy no nenjehako tany fa izao ilay izy vao mihetsika satria fa tsy efa tsy eo an-toerana intsony zareo dia sahandry zareo. Efa Tonga izao ilay moment hanenjehana an’izay tsy mety rehetra ary mbola be ny hoavy fa tsy ireny ihany an, izaho milaza aminareo fa mbola be ny hoavy. Fa tsy hilaza kosa ianareo hoe toa ny olona tao amin’ny fitondrana teo aloha daholo no enjehinareo, izay nanao ny tsy nety na teo aloha izy na amin’izao fotoana izao, tsy tsitsiako.  

Sorry,You have not added any story yet

Vindicte populaire : Une idée de mal pour un bien commun ? – La gazette DGI du 7 mars 2019

Les cas de vindicte populaire s’intensifient de jour en jour. Allant des coups de bâton jusqu’à l’immolation par le feu,  les bandits pris en flagrant délit par la population subissent parfois de longues tortures avant de rendre l’âme. La cause principale de cet accroissement de la vindicte populaire est la perte de confiance de la population envers les autorités responsables de la sécurité et de la justice. En effet, la raison comme quoi un malfaiteur pris en flagrant délit et remis à la justice est toujours libéré sans sanction adéquate revient toujours dès qu’on interroge la population sur cet acte, considéré par certains comme barbare et par d’autres comme libérateur. La population s’acharne sur les malfaiteurs qu’ils attrapent, peu importe la gravité de son acte. A Ambatondrazaka, un homme a été amputé de son bras suite à un vol de canard. Il a perdu beaucoup de sang et a dû être hospitalisé avant d’être remis à la gendarmerie. Dans les marchés d’Antananarivo, les pickpockets pris en flagrant délit sont tabassés à mort s’ils ne sont pas sauvés à temps par les responsables de la sécurité des marchés ou par la police. Cette haine extériorisée s’explique surtout par la frustration de ne pas pouvoir agir en cas de grosse attaque, ce qui fait qu’on se rabat sur ce qu’on peut. En effet, les crimes de haut niveau comme les kidnappings et les attaques à mains armées sur les routes nationales et dans les habitations deviennent de plus en plus organisés. Les malfaiteurs sont munis d’armes sophistiquées. Face à ces bandits, la population ne peut qu’observer ses compatriotes qui se font braquer. Une population qui essaye de faire son maximum pour se protéger.
Attaque anticipée
La semaine dernière, un jeune homme d’une vingtaine d’année s’est fait braquer dans une ruelle à Antaninandro. Il a joué avec son smartphone quand 2 hommes se sont approchés pour l’attaquer, mais il s’est défendu en sortant une arme et a tiré sur les bandits. Il en a blessé un et l’autre s’est enfui. D’après ceux qui ont assisté à la scène, « il n’a même pas eu besoin de charger son arme et a tiré avec aisance. », comme s’il a piêgé ces bandits avec son smartphone pour pouvoir tirer. « Ce jeune homme joue au justicier, car les responsables de la sécurité ne font rien.  J’ai entendu le coup de feu derrière ma boutique et cela ne m’a pas surpris car j’ai l’habitude des attaques armées. Ce qui m’a surpris, c’est quand on m’a raconté que c’est la victime qui a tiré. C’est une première et j’espère que ça va continuer ». La réaction de cet homme prouve que la population en a marre de l’insécurité. Ils approuvent la vindicte populaire, car c’est le seul moyen visible qui prouve à leurs yeux qu’un malfaiteur a payé de ces actes. Une injustice qui règle l’injustice. On a recensé des cas de vindicte populaire dans toutes les villes moyennes et quelques villages connus de Madagascar. La majorité de la population n’a pas suivi des cours de Droit et se moquent des procédures. Tous ce qu’ils savent, c’est qu’un bandit connu de tous est toujours libéré après son arrestation. Le rôle de la police, des juges et des jurés n’est pas connu par la population, par contre, ils voient un bandit en liberté. Pour eux, la preuve la plus solide est le fait d’avoir surpris cet individu en flagrant délit. La vindicte populaire est le seul moyen d’expression de la population pour dire qu’ils en ont marre de vivre dans la crainte de se faire attaquer tous les jours. Un moyen pour intimider les malfaiteurs et en même temps extérioriser la frustration de vivre dans la terreur au quotidien. T. Berado
  • Sorry,You have not added any story yet

Fifaninanana fidirana pôlisy – Misy tranga vaovao mampibaribary ny tsy fahamarinana sy ny kolikoly – La gazette DGI du 7 mars 2019

Isan’ny fifaninanana handraisana mpianatra ho pôlisy (Elève inspecteur de police, Elève commissaire de police…) niteraka resa-be teto amin’ny tany sy ny firenena ny fifaninanana natao ny taona 2017 teto. Naharitra herin-taona mantsy vao nivoaka ny vokatra ny fifaninanana ary nahitana tranga tena nibaribarian’ny kolikoly sy ny tsindry bokotra. Raha 14 no voafaritra fa horaisina tamin’ireo nanao fifaninanana mivantana ho amin’ny mpianatra ho “kaomiseran’ny pôlisy” dia tafakatra 16 no nohafahana. Tamin’ireo tsy afaka dia nahagaga fa nisy no nahazo salan’isa ambony mihitsy. Dia zendana ny mpanara-maso satria nisy ny fitoriana ny hosoka mifototra tamin’ny kolikoly tamin’io fifaninanana io, ka niala andraikitra avokoa izay ambaratongam-pitantanana nandefasana ny raharaha. Hatramin’ny fitsarana no “nandraingiraingy” vokatry ny zavatra tsy mazava ka nanambara fa “tsy azo raisina ny fitoriana”. Tamin’ny taon-dasa 2018 izany rehetra izany no nitranga. Ny akon’ny vaovao re dia nisy tamin’ireo nohafahana no nihetsiketsika be, namory vola, raha nandre fa niakatra fitsarana ny raharaha. Nisy ny tsindry isan-tokony koa nahazo ireo tompon’andraikitra, ary voalaza hatramin’ny hoe “Ny vadin’ny filohampirenena dia Rtoa Rajaonarimampianina Voahangy mihitsy no nanome baiko fa ny olony tsy maintsy hafahana”. Dia nitadiavana antony mampihome ny nanitsanana an’ireo nahazo salan’isa ambony tsy nosokajiana ho isan’ny afaka. Tao ny hoe “tsy manan-kery ny mari-pahaizan’ny iray avy eny amin’ny oniversite, ary ny roa hafa nambara fa “njola maso” (???) Ny nanaitra koa dia re fa tonga hatramin’ny hoe “éliminé-o physiquement any ireo” (ttf: vonoy ho faty any ireo) ny tenin’i Voahangy Rajaonarimampianina. Inona no dikan’izany ? Ka amin’izao fotoana, efa tsy eo amin’ny fahefam-panjakana intsony ry Voahangy Rajaonarimampianina na ny vadiny izay nialokalofany, ka nahoana re raha iverenana jerena indray iny fifaninanana nandraisana mpianatra ho pôlisy tamin’ny 2017 iny dia ampanjakàna ny fahamarinana sy ny rariny fa tena loza ange ny nafitsoka ny fahefam-panjakana teo amin-dry Voahangy Rajaonarimampianina sy ny voka-dratsy nateraka ny fampiasam-bola tamin’ny sokajin’olona sasany tamin’izy iny e ! Iantsorohana andraikitra hijery ifotony an’ity raharaha ity ny minisitra ny Filaminana anatiny izay miahy ny pôlisim-pirenena, ny Bianco izay somary nalaina tamin’ny fandraisana fepetra, ny fitsarana tampony misahana ny ady ifanolanana amin’ny fanjakana na ilay antsoina hoe Filankevi-panjakana (Conseil d’Etat), ary nahoana moa raha miditra an-tsehatra hatramin’ny filohampirenena sy ny Praiminisitra raha izay no hahafahana mampanjaka sy miantoka ny marina sy ny rariny e ? Ny fifaninanana nandraisana mpitsara ireny toa azo nandraisana fepetra rehefa hita fototra fa nanjakan’ny tsy fahamarinana sy ny kolikoly ka nahoana no hojerem-potsiny ny an’ny pôlisy ?

Eddy bois de rose – Retour à Tsiafahy après l’audition de la Chaîne spéciale – Midi madagasikara du 7 mars 2019

Sous bonne escorte, il débarquait dans les locaux de la Chaîne spéciale de lutte contre le trafic de bois de rose vers 11heures. Trente minutes après, coup d’envoi de son audition par les juges de la chambre d’instruction. Il pèse surson dos plusieurs chefs d’inculpation dont le plus important est d’être l’auteur du trafic de bois de rose. Une affaire qui remonte en 2014, et concerne l’exportation illicite de 6.000 rondins repartis dans deux dépôts situés à Andapavola, une localité pas loin de Mananara-Nord. Amaigri et le visage bleuâtre, l’épuisement physique est certain pour lui avec cette incarcération dans cette prison de Tsiafahy réputée d’être la plus pénible. Surtout avec un homme qui avait connu la belle vie et le standing. Voiture de luxe, villa de rêve, voyages à l’extérieur, une vie de jet set. Son mandat d’arrêt datait du 13 décembre 2018 mais il a fallu trois mois plus tard pour finalement l’arrêter. Un grand résultat par la Chaîne spéciale puisqu’auparavant, tous les mandats décernés à son encontre par les autres instances n’ont jamais abouti. Et c’était aussi un bon point pour le régime récemment instauré puisque les bailleurs de fonds ont requis un signal fort de la part de l’Etat dans cette lutte contre le trafic de bois de rose. Hier, Eddy accompagné de son avocate a adressé une demande de transfert de prison et une libération provisoire en attendant son jugement. Des requêtes qui seront prochainement examinées par la chambre d’instruction. Juste après son audition, vers 15heures et des poussières, Maminirina Jean Eddy est, retourné et toujours sous bonne garde des forces de l’ordre, à la maison de force de Tsiafahy. Le trafic de bois de rose ne se fait pas tout seul. Les nombreuses investigations nationales et internationales sur le sujet a permis d’identifier que le trafic se fait en réseau très puissant. La Chaîne spéciale attend d’Eddy Maminirina pour révéler ses complices. De sources informées, il refusait pour l’instant de reconnaître tous les chefs d’inculpation retenus contre lui malgré les diverses preuves. Un grand joueur bien rôdé apparemment… D.R  

Sorry,You have not added any story yet

Madagascar – BIANCO, limogeage urgent et impératif du Général Benjamina Ratovoson par LE BLOG DE LA VOIX DU SUD

https://blogs.mediapart.fr/la-voix-du-sud/blog/060319/madagascar-bianco-limogeage-urgent-et-imperatif-du-general-benjamina-ratovoson
Feu, Général Noel Rakotonandrasana, ministre de la Défense du gouvernement putschiste de 2009Feu, Général Noel Rakotonandrasana, ministre de la Défense du gouvernement putschiste de 2009
Feu Guy Ratovondrahona, Dg de la banqie Centrale malgache, mort d'attaque cardiaque, version contestée par la famille.Feu Guy Ratovondrahona, Dg de la banqie Centrale malgache, mort d’attaque cardiaque, version contestée par la famille.
Madagascar : BIANCO, limogeage urgent et impératif du Général Benjamina Ratovoson
  • Limogeage urgent et impératif, A peine deux semaines suffisent au Président Malgache  Andrinirina Rajoelina de limoger en urgence le Général Benjamina Ratovoson, un des hauts responsables du Bureau Indépendant ANti-COrruption : BIANCO. Personne hautement encombrante et crainte par le pouvoir actuel. Le Général  du moins, le BIANCO, avait été saisi par un organisme étranger pour faire des investigations et enquêtes complémentaires sur l’enrichissement illicite des proches de Andrinirina Rajoelina, qui possèdent des biens immobiliers en Europe, investigations effectuées pendant la présidence de Hery Rajaonarimampianina. La formulation du rapport d’investigations et d’enquêtes  accablantes et incriminantes, revenait au Général démit de sa fonction, dans lequel des informations sensibles ont été écrites. Une haute personnalité de la justice, un ancien procureur général de la cour d’appel, actuellement Ministre du gouvernement N’Tsay Christian, avait classé sans suite le dossier d’enquêtes du proche,  de Andrianirina Rajoelina, son financier, par qui tous les gros dossiers d’énormes opportunités passe, son bras droit et homme de confiance. Ce classement sans suite de l’enquête avait été favorisé par la dotation personnelle de deux voitures de 4×4 de marque TOYOTA au procureur,à titre de reconnaissance et de récompense indique clairement le rapport d’investigation du Général Benjamina Ratovoson. Son limogeage s’avère urgent et impératif pour cause de survie et d’images vis à vis de l’opinions très friand à ce genre de scandale.

    Limogeage inéluctable et traître, 

    Le  pouvoir du Président Hery Rajaonarimampianina de 2013 – 2018 truffés de traîtres au frais des deux compères Andrianirina Rajoelina et son financier pouvaient avoir accès aux informations internes du BIANCO, ils savaient qu’est-ce qui se tramaient d’où dès leur accès au pouvoir ils s’empressaient à limoger le ” principal auteur ” du rapport, au lieu de faire table rase, qui normalement le limogeage devait aussi concerné le Directeur Général, ce qui n’est pas le cas.

    La trahison et fuite d’informations étaient de mise au niveau de la justice, par le biais du procureur général, raison de son départ en retraite prématuré, et au niveau du BIANCO dont seul le Général Benjamina Ratovoson paie les frais pour un limogeage inéluctable, favorisés par ses traitres hauts collaborateurs.

    L’homme le plus craint de Madagascar, 

    Les arrestations spectaculaires sont de légions depuis un mois, l’opinion, au courant des magouilles des gouvernants actuels dont un ministre actuel clairement  cité dans le dossier d’investigations et un secrétaire d’Etat indiqué dans l’audition d’Eddy Maminirina, auteur de nombreuses operations d’exportations de bois de rose ( denrée interdite mondiale à l’exportation et aux coupes). L’opinion s’attend soit à l’arrestation des deux personnalités membres du gouvernement assortie de leur démission respective, pour le respect de l’éthique et de la déontologie, on peut toujours rêver dixit un journaliste local.

    Le Général Benjamina Ratovoson est ainsi craint par le pouvoir repressif de Andrianirina Rajoelina, qui en fait ne recule devant rien, le feu Directeur Général Ratovondrahona, qui son attaque cardiaque cause de sa mort, version officielle reste contester par la famille. Les bribes d’informations sur l’homicide du 07 Février 2009, délivrées par le feu Général Noël Rakotonandrasana et le colonel Charles Andrianasoavina qui avait obligé d’être évacué à l’île de la Réunion, ceci suite à une tentative d’assassinat suite à un empoisonnement volontaire et progressif, à la prison d’Etat de Tsiafahy pendant la transition.

    Le Général est craint, mais sa vie l’est aussi plus que sa personne, pensent les observateurs locaux, sachant que c’est un témoin gênant voir encombrant du régime Andrinirina Rajoelina, à moins qu’il a concédé aux propositions de poste reluisante au sein de la gendarmerie, à voir

    Madagascar est une île de toutes les peurs depuis l’accès de Andrinirina Rajoelina, plusieurs médias écrits et audiovisuelles font des autocensures de crainte de représailles. Les politiciens choississent le silence et l’observation, les repressions à leur égard se font sentir par les arrestations et par la chasse aux sorcières qui sont dissuasives.

    Les actes de menaces et de dissuasion s’avèrent efficace dans la mesure où l’ensemble de la population subit les coupures quotidiennes (plusieures heures) de l’électricité et de l’eau, l’augmentation subite du coût de la vie, n’augure aucune réaction de la population plutôt résignée a son propre sort, “mauvais sort”,

  • Bref l’eldorado tant décrié pendant la campgne présidentielle tardent à se mettre en place, ceci sous la résignation totale de la population. Inutile de dire qu’au palais c’est l’idéal, pas d’opposants ni d’opposition.

    Berthold Steauer

ANTANIMORA SY TSIAFAHY Avo telo heny amin’ny zakan’ny fotodrafitrasa ny voafonja – Tia tanindrazana du 6 mars 2019

300% na avo telo heny amin’ny natokana ho zakan’ny fotodrafitrasa tany am-boalohany ny isan’ny manefa sazy sy miandry fitsarana eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy sy Antanimora. Raha tokony ho 300 no vinavina zakan’ny toeram-panarenana eny Tsiafahy, efa mihoatra ny 900 izany ankehitriny. Raha arivo no natokana hofonjaina eny Antanimora, efa tsy latsaky 3.000 izy ireo amin’izao, araka ny antontanisa ofisialy navoakan’ny fikambanana miaro ny zon’olombelona. Amin’ireo etsy Antanimora, ny 85% dia lehilahy avokoa, 5% ny tsy ampy taona manefa sazy eny ary ny 10% Antanimora no vehivavy. Mihoatra ny 20 ireo zazakely tsy afaka misaraka amin’ny reniny no efa miaina ao am-ponja sahady. Ireo ankizy efa lehibe zanaka voafonja kosa dia tezain-dry maseran’ny Md Maurice eny Avaradoha. Ireo fonjan’ny renivohitra ireo no mitana gadra betsaka indrindra manoloana ny haben’ny fotodrafitrasa, ho an’i Madagasikara. Ankoatra an’Antanimora sy Tsiafahy, efa nitondran’ireo rafitra misahana ny zon’olombelona fanakianana avokoa ny salanisa tafahoatra isaky ny fonja. Mahatratra 200% mantsy izany manerana ny Nosy. Avo roa heny amin’ny tokony ho isan’ny voafonja zakan’ny fotodrafitrasa  ny isan’ireo arenina amin’ny trano famonjana 82 eto Madagasikara. Mitoetra ho olana hatrany, araka ny tatitr’ireo fikambanana miaro ny zon’olombelona ny fitambaran’ny meloka amin’ireo miandry fitsarana. Ankoatra izay ihany koa, mitarazoka ela loatra ny fiandrasana fitsarana ho an’ireo ampidirina am-ponja vonjimaika. Tsy azo lavina fa olo-meloka ny akamaroan’izy ireo, saingy tsy izay rehetra tafiditra am-ponja akory dia meloka avokoa ka mizaka ny «afobe» amin’ny endriny maro anatin’ireny toeram-panarenana ireny tahaka ny sakafo tsizarizary, fatoriana mifanesika, tsy fahampian’ny fahadiovana, araka ny  feo mandeha tantarain’ireo efa tafavoaka. Vao iray volana izay ny fifamindrana valan’aretina kitrotro tamin’ireo voafonja tao Morondava noho ny fifampikasohana vokatry ny hateren’ny toerana ka nankarary gadra maherin’ny 50 ary nahafatesana voafonja iray.

Haja Nirina

Régime Rajaonarimampianina – des sanctions pour l’exemple – La gazette DGI du 26 décembre 2018

Les débats houleux qui ont opposé durant l’entre-deux tours les partisans d’Andry Rajoelina et ceux de Marc Ravalomanana, n’ont peut-être pas été à la hauteur des attentes, mais ils ont eu le mérite de mettre le doigt sur un point : l’impunité favorise les rancœurs. D’un côté, les pro-Rajoelina ont ressorti la liste impressionnante des crimes et délits commis par Marc Ravalomanana de 2002 à 2009. D’un autre côté, les zélateurs de Ravalomanana ont tapé comme des sourds sur les excès et les insuffisances de la Transition de 2009 à 2013. Face à une avalanche de vérités, à un torrent de mensonges et à des vents de rumeurs contraires, les néophytes ont eu du mal à distinguer le vrai du faux. C’est là que la justice républicaine a son mot à dire. Si Marc Ravalomanana avait été condamné pour chacun de ses crimes et délits, il aurait été déclaré inéligible au scrutin du 7 novembre 2018. Pour éviter le règne de l’impunité qui engendre des crises répétitives, il faut des enquêtes sérieuses, des procès équitables et des condamnations exemplaires. Dans cet esprit constructif, il est nécessaire et même indispensable, que les malversations perpétrées durant le régime Rajaonarimampianina soient sanctionnées, sinon elles se perpétueront lors du mandat du prochain Chef de l’Etat. Les appels à l’apaisement relèvent davantage de l’irresponsabilité que de la sagesse. Les mesures d’apaisement font reculer la justice en laissant persister les injustices. Toutes les violations de la loi commises pendant le mandat d’Hery Rajaonarimampianina méritent d’être rappelées et portées à la connaissance de tous. Aucune personnalité du HVM ne doit être épargnée et on aurait tort de se focaliser sur les seuls scandales des deux ou trois dernières années. Il faut oser remonter au début du quinquennat. Jean Pierre Laisoa, Mbola Rajaonah et Claudine Razaimamonjy doivent s’expliquer sur le financement occulte du HVM à ses débuts ; Solofo Rasoarahona sur sa pratique des écoutes téléphoniques et Nicole Andrianarivoson sur ses interventions abusives au sein du système judiciaire. Au nom de la transparence, la population exige la vérité sur l’acquisition par Hery Rajaonarimampianina de son appartement parisien et sur ses comptes bancaires à l’étranger. Herisoa Razanadrakoto est dans la ligne de mire avec ses trafics d’influence. Il en est de même pour Paul Rabary avec ses détournements des deniers publics au Ministère de l’Education Nationale. On ne saurait oublier Mamy Ratovomalala qui est impliqué jusqu’au cou dans la cession contestée de la société Kraoma et dans la vente illicite des terrains de la Sirama à Nosy-Be. On est attentif aux explications de Charles Andriamiseza à propos de sa défense publique de Claudine Razaimamonjy ; de Jean Max Rakotomamonjy à propos des mallettes pleines d’argent distribuées aux députés et de James Andrianalisoa à propos des passations de marchés publics entachées d’irrégularités et des avantages exorbitants octroyés à Madagasikara Airways. Ce n’est pas tout. Solonandrasana Mahafaly Olivier doit fournir de plus amples éclaircissements à la justice sur l’origine des milliards dérobés à son domicile, ainsi que sur le scandale des permis de conduire et des cartes grises, lequel éclabousse également Eric Rajaonary  Béatrice Atallah sur son népotisme au sein du Ministère des Affaires Etrangères et Mohamed Rachidy sur ses détournements de deniers publics à la Jirama. L’opinion publique veut connaître la vérité sur Hugues Ratsiferana et ses commissions perçues auprès de Ravinala Airports ; sur Jaobarison Randrianarivony et sa mainmise sur les évènements festifs du HVM ; sur Henri Rabary Njaka et ses honoraires abusifs facturés à Air Madagascar et sur Matthieu Rakotoarimanana Rajaonarimampianina et son acquisition du restaurant Shakan à la City à Ivandry. Des procès sont attendus concernant des faits de corruption reprochés à Elise Rasolo Alexandrine dans l’affaire Houcine Arfa et à Mbola Rajaonah au niveau des Douanes. Toujours à propos des fraudes douanières, Willy Rakotomalala et Hervé Rabehatriniony ont joué un rôle actif. La corruption a été omniprésente lors de l’organisation du Sommet de la Francophonie. Elle s’est manifestée aussi lors de la cession d’Air Madagascar et dans l’affaire Ametis. Elle s’est imposée également lors de l’achat des votes des députés afin qu’ils renoncent à la déchéance du Chef de l’Etat. La justice doit être intransigeante à l’égard de JohnFringe Bekasy concernant ses trafics de bois de rose ; à l’égard de Riana Andriamandavy VII concernant ses insultes et ses menaces contre des policiers et des magistrats et à l’égard de Hervé Rabehatriniony concernant son importation illicite d’armes à feu. Toute la lumière doit être faite, avec les conséquences de droit, sur les ventes illicites de terrains à Soamahamamanina et à Nosy-Be. La population attend des condamnations à la suite du meurtre d’un exploitant minier à Anjozorobe, de la tuerie du 21 avril 2018 à Analakely et des kidnappings successifs commandités par de hautes personnalités. Ce florilège n’est qu’un échantillon des crimes et délits commis pendant le quinquennat de Hery Rajaonarimampianina. Il est souhaitable que tous ces faits, tantôt criminels, parfois délictuels, mais toujours immoraux, ne restent pas impunis, sinon ils se reproduiront inévitablement. Cette impunité explique en partie le taux d’abstention aux deux scrutins de l’élection présidentiel. Nos compatriotes sont dégoûtés par les politiciens. C’est pourquoi, leurs convictions vacillent. Un retour à la morale donc est vital, à défaut de son triomphe. L’heure n’est plus au sentimentalisme et à l’angélisme. Il ne faut pas avoir peur du droit. Il faut l’appliquer au lieu de le contourner. C’est le seul moyen d’être constructif ensemble. On a donné une chance au Fihavanana, mais cela n’a pas suffi. Il faut donner une chance à la justice. Si la justice républicaine n’est pas à la hauteur, la justice populaire le sera. Au-delà des clivages politiques, notre journal a choisi d’administrer cette piqûre de rappel par souci du bien commun. Phil de Fer et PN NDLR : La présente parution est la version plus élaborée d’un article paru samedi 22 décembre 2018.

Barons du HVM en prison – Parité homme-femme – La gazette DGI du 6 mars 2019

Parmi les ex-ténors du HVM en prison, ou sur le point d’y aller, il y a Hugues Ratsiferana, Mbola Rajaonah, Solonandrasana Mahafaly Olivier, Jean Eddy Maminirina, Henry Rabary-Njaka, et Claudine Razaimamonjy. Cette dernière, qui est la première personne à être incarcérée, est la seule femme, du moins pour le moment. Puisque la mode est à la parité homme-femme, il faut songer à rétablir l’inégalité de genre constatée au niveau de la distribution carcérale des anciens dirigeants et zélateurs du HVM. La logique voudrait que Voahangy Rajaonarimam- pianina, Olivia Ratsiferana et Nirina Ravelohanitra viennent rejoindre Claudine Razaimamonjy pour parler couffins, tricots et recettes de cuisine. L’ex-Première Dame n’aura pas droit à la formule « bed & breakfast, TV à écran plat, spa, hammam, manucure et vue sur la mer » mais le fait qu’elle soit entourée par ses courtisanes lui fera oublier la laideur des lieux. La parité homme-femme sera respectée. Toutefois, cet équilibre des genres sera de courte durée car les portes du pénitencier vont encore s’ouvrir pour accueillir d’autres stars masculines déchues du HVM, notamment Matthieu Rajaonarimampianina Rakotoarimanana, Jean de Dieu Maharante, Neypatraiky Rakotomamonjy, Rivo Rakotovao, James Andrianalisoa, Paul Rabary, Johnfringe Bekasy, Hervé Rabehatriniony, Jean Max Rakotomamonjy, Jaobarison Randrianarivony, Jean Pierre Laisoa, Riana Andriamandavy VII, Ulrich Andriantiana, Briand Andrianirina, Ralava Beboarimisa et les frères jumeaux Raobelina. Pour renforcer l’équipe féminine qui restera en nombre inférieur, il faudra encore accueillir d’autres amazones, notamment Fanirisoa Ernaivo, Nicole Andrianarivoson et Herisoa Razanadrakoto, sachant que les deux dernières comptent chacune pour deux en raison de leur surpoids. Une ultime question légitime se pose : quelle personnalité va pouvoir apporter des oranges à toutes ces femmes en prison ? Certains diront Onitiana Realy. Pour l’instant, elle est très occupée à la mise en place de sa nouvelle télévision privée, mais étant donné qu’il s’agit d’une prise d’avantage injustifié passible de poursuites pénales, l’ancienne ministre risque de retrouver son mari derrière les barreaux. Ranary et PN  

Sorry,You have not added any story yet