Kolikoly ao amin’ny Fitsarana : Tsy ny mpivaro-kena no mpamoaka didim-pitsarana fa ny Mpitsara – Gazety Triatra

Manome folo andro ho an’ny fitondram-panjakana hono ry SMM raha tsy izany dia hiroso amin’ny fanaovana grevy faobe tsy manam-pahataperana. Fitakiana ny fahaleovantenan’ny Fitsarana hono no angatahan’izy ireo amin’izany. Inona marina moa ity hoe fahaleovantena takian’ny SMM ity? Ny kolikoly mampiteny ny moana ao amin’ny Fitsarana no marary amin’ny vahoaka. Banky rompotra mihitsy izay manan-draharaha manerana ny Tribonaly eto amin’ny Nosy. Toraka izany koa ny fitsaram-bahoaka vokatry ny tsy fahatokisan’ny vahoaka ny Fitsarana. Maro loatra ny aina nafoy sy ny rà latsaka vokatr’izany. Iza anefa no mpamoaka didy ao amin’ny Fitsarana? Sa sanatrian’izany hilaza indray koa ny SMM fa ny mpivaro-kena na ireo vehivavy mpanao masazy no mamoaka ireny didim-pitsarana ireny? Tsia! ny mpitsara no mpamoaka didim-pitsarana izay midika fa mpitsara koa no manao kolikoly ao amin’ny Fitsarana. Io kolikoly ao amin’ny Fitsarana io no marary amin’ny vahoaka ka tsy tokony hanadio tena ny mpitsara na hitady olona hafa hanilihana ny rihatra.  

Ny Fitsarana sampana fandravana : Ny antsasaky ny raharaha ihany no mahazo rariny – Triatra

Ny lalàna laharana 2004-076 tamin’ny 22 Oktobra 2004 izay nanova ny lalàna laharana 61-013 tamin’ny 17 Jolay 1961, mamaritra ny fandaminana ny fomba fiasa ary ny andraikitra tanan’ny Fitsarana Tampony, izay mizara telo dia ny fitsarana fandravana, ny filan-kevi-panjakana, fitsarana sampana ny fitantanam-bolam-panjakana.   Ankalazaina manetriketrika amin’ity taona ity ny faha-56 taona nisian’ity Fitsarana ity. Ny fanazavana nomen’ny filohan’ny Fitsarana amin’ny sampana fandravana, ny mpitsara Rasolo Elise Alexandrine no nanazava fa ny fitsarana misahana ny fandravana dia “mifampitady amin’ny ady madio sy ady heloka. Eto Antananarivo no misy azy ary ny raharaham-pitsarana rehetra eto Madagasikara izay mila fandravana dia ny fitsarana sampana fandravana ihany no hany tokana mahefa mitsara azy ireny. Ny Fitsarana sampana fandravana anefa dia tsy mijery intsony ny vontoatin’ady mahakasika ny toe-draharaha. Tsy ny raharaha intsony no tsarainy fa ny didim-pitsarana entina eo anatrehany. Ny fitsarana fandravana dia manara-maso ny fanarahan-dalàna nataon’ny fitsarana teo aloha tamin’ny fomba nitsarany ny raharaha. Eo no misy fahadisoan-kevitra eo amin’ny olona izay mieritreritra fa ambaratongam-pitsarana fahatelo ny fitsarana fandravana ka mahatonga azy ireo rehefa tsy nahazo rariny tany amin’ny fitsarana ambaratonga teo aloha, na amin’ny ady heloka tsotra na ady heloka be vava”. Diso fanantenana Matetika no lasa fahazarana ny fampiakarana ny raharaha any amin’ny fitsarana sampana fandravana. “Mino izy ireo fa raha andeha ny raharaha dia mety handresy ihany izy. Diso fanantenana  tanteraka izy amin’izany satria ny ady amin’ny toetra sy ny fisehony teny anivon’ny fitsarana ihany no tsy maintsy asian-dresaka aty amin’ny Fitsarana sampana fandravana, izay azo lazaina fa tsy nosainina lalina ny famoahana ilay didy. Ny fangatahana fandravana tsy am-piheverana io dia antony iray mampitombo izay tsy izy ny raharaham-pitsarana any amin’ny fitsarana sampana fandravana. Kanefa rehefa tena dinihana dia tsy mahatratra ny antsasaky ny raharaha miakatra any akory no mahazo rariny”. Ankoatra io, “ny Fitsarana sampana  fandravana dia nanamarina fa fitsarana mivoaka, ary mijery ny ambaratongam-pitsarana rehetra amin’ny fanarahana ny lalàna velona eto amin’ny firenena. Adidy lehibe izany satria tsy azo sainina ny fiantraikan’ny didy roa nivoaka mifanipaka mikasika ny raharaha iray. Andraikiny ihany koa ny manara-maso sy manao fisafoana ny sampam-pitsarana rehetra manerana ny nosy, ny Fitsarana misahana ny fandravana ka manitsy ny fomba fiasa tsy nety ary maneho soso-kevitra amina raharaha mikasika ny fitsarana”. Taona maro anefa izay no tsy nahafahan’izy ireo nanao ny fisafoana intsony noho ny antony samihafa indrindra fa ny tsy fisian’ny ho enti-manana sy ny manatanteraka. Betsaka ny asa miandry Efa notaterina teto ihany ny asa vita teo anivon’ny Fitsarana sampana fandravana, ho an’ny fampanoavana raha atambatra ny ady heloka sy ny ady madio dia ny vary mangatsiaka tamin’ny taona 2015 dia miisa 1 401, ny vao niditra tamin’ny 2016 dia 1 670, ny raharaha nilana fehin-kevitra dia 3 071, ny fitsarana vita fehin-kevitra tamin’ny 2015 dia 1 941, ny vary mangatsiaka tsy vita dia 1 130. Ny famoahana didy indray izay vary mangatsiaka ny 2015 dia miisa 8076,  ny raharaha vaovao vao niditra tamin’ny 2016 dia 2 661, ny raharaha tokony ho notsaraina tamin’ny 2016 dia 9 817, ny fitambaran’ny raharaha anaovana tatitra dia 3 001, ny fitambaran’ny raharaha nahavitana 1 726, ny vary mangatsiaka mbola anaovana tatitra 1 275. Ny raharaha tokony hotsaraina dia 9 876 tamin’ny 2016 dia 2 003 no voatsara ary ny vary mangatsiaka dia mahatratra 8 994. Maro ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra nanao ny tatitra mikasika an’ity sampam-pitsarana ity fa mbola entina eto amin’ny fotoana manaraka ihany koa ny antsipirihiny. Mitarazoka ny raharaha Araka ny fanazavana nomen’ity mpitsara ity ihany dia “maro ny antony mahatonga izany, dia ny fiandrasana ny taratasin’ady izay misy an-taona maro ao aorian’ny fivoahan’ny didim-pitsarana vao tonga. Fiandrasana ireo antontan-taratasin’ady voalazan’ny lalàna fa tsy maintsy arotsaky ny mpiady. Maro no tsy manaraka ny paikady voalazan’ny lalàna fa mangataka fandravana fotsiny dia mihantona eo ny antotan-taratasin’ady. Tsy ampy ny mpitsara sy ny mpiraki-draharaha eo anivon’ny fitsarana fandravana. Ny hisian’ny fitsarana madio sy atokisan’ny vahoaka no tena tanjon’ny fitsarana. Maro ny famindrana fahefam-pitsarana natao tato ho ato mba mba hialana amin’ny mety hisian’ny fitsaram-bahoaka sy noho ny fitarainana nataon’ny mpiady noho ny fihetsika mampiahiahy ataon’ny mpitsara ao amin’ny fitsarana misahana ny raharaha”. Raha fehezina dia maro ny asa mbola miandry an’ireo mpitsara, tsy arakaraka ny fahamaizan’ireo manana raharaha eny aminy, kanefa izy ireo ihany koa no mariky ny fanjakana tan-dalàna voalohany. Tsy azo atao ambanin-javatra ny raharaham-pitsarana indrindra raha eto amintsika. Mila faharetana, satria misy koa ny zavatra tsy hahafahan’ireo mpitsara manoatra manoloana ny zava-misy iasany. Nangonin’i Ny Aina Razaka   20

ENMG – L’assainissement des concours d’entrée enclenchée dans l’attente des résultats de l’enquête administrative – Expressmada du 24 août 2018

Sine Die. Les candidats qui ont participé au concours d’entrée à l’Ecole nationale de la magistrature et des greffes (ENMG) doivent s’armer de patience. Pour la seconde fois, le ministère de la Justice a suspendu le processus de recrutement d’élèves magistrats et d’élèves greffiers. “Je fais de ma priorité l’assainissement des concours d’entrée. Ainsi, j’ai ordonné de suspendre le concours, (…). Une enquête administrative est ouverte. La reprise du processus attendra les résultats de l’enquête pour qu’on puisse adopter des solutions pérennes”, explique Noro Vololona Harimisa, Ministre de la Justice, Garde des Sceaux, pendant la cérémonie de passation entre le directeur général de l’ENMG et le directeur administratif et financier avant-hier à Tsaralalàna. Dnale cadre de cet assainissement , le directeur général et le directeur administratif et financier de l’ENMG ont été remplacés. “Il est d’usage dans les pays démocratiques, comme le nôtre, de remplacer les responsables quand on constate des dysfonctionnements. Cela ne veut pas dire que le DG et le DAF sortants sont les auteurs de la corruptions. Nous attendons les résultats de l’enquête administrative”, poursuit-elle. Dans la foulée, la Garde des sceaux justifie le remplacement des deux hauts responsables sortants pour donner le place aux jeunes. La présélection des candidats admissibles au concours d’entrée à l’ENMG, après une première annulation, s’est déroulée les 19 et 20 juin. Suite à des réclamations, le concours est suspendu jusqu’à nouvel ordre. La ministre de la Justice a ordonné le Bureau de contrôle et de coordination des juridictions (BCCJ) à ouvrir une enquête administrative sur les dysfonctionnements constatés. Elle a également saisi le Bureau indépendant anticorruption (Bianco) de faire une investigation sur des soupçons de corruption. “Je veux rassurer le public que je l’écoute. L’accès à l’ENMG ne doit pas dépendre de la fortune des candidats mais de leurs compétences et capacité”, a-t-elle conclu. Andry Rialintsalama

Le juge doit rendre justice d’après la Loi dit Saraha RABEHARISOA ,candidate à l’éléction présidentielle, sur TV Plus Madagascar le 22 août 20018

    Ary ny lafiny iray faharoa dia ny fitsarana, ny miresaka fahaleovantenan'ny fitsarana dia bangoina aminy hoe tsy fisiana kolikoly fa raha ohatra ilay mpitsara no manao fanararaotam-pahefana dia tsy mety ilay hoe fahaleovantena tsy izay izany no lafiny handraisana ny hoe fahaleovantena . Tsy hoe izay tian'ny mpitsara atao no ataony fa ny mpitsara dia tokony hitsara ny rehetra araka ny lalàna ary mitovy ny fitsarana ny rehetra araka ny lalàna dia eo mihintsiny no misy ilay hoe tsindrim-politika.    

Concours ENMG – Report pour suspicion de corruption La lignedemire.info du 23 aout 2018

La passation de service entre l’ancien et le nouveau directeur général de l’Ecole nationale de la magistrature et des greffes (ENMG) s’est déroulée hier à Tsaralalàna. Le ministre de la Justice, Noro Vololona Harimisa,  a souligné à cette occasion que le concours d’entrée à cet établissement ne sera connu du public que lorsque l’enquête relative à la suspicion de corruption sera bouclée.

Miadantsanta Indriamanga Rakotoarisoa  sera donc le nouveau directeur général de l’Ecole nationale de la magistrature et des greffes. Lors de sa prise de service, le nouveau directeur affirme que l’assainissement de l’école figure parmi ses priorités. En effet, l’ENMG doit être un modèle de droiture et d’intégrité car on y forme les personnes devant faire régner la justice et l’Etat de droit. Dans son discours, il affirme qu’à partir de maintenant, l’école pratiquera la politique de la tolérance zéro face à la corruption.

Ces derniers mois effectivement, l’ENMG a été au centre de tous les intérêts suite à des suspicions de corruption lors du concours d’entrée dans cette école.  Le ministre de la Justice Noro Vololona Harimisa a souligné qu’elle a sommé le Bureau de coordination du contrôle des juridictions et des établissements pénitentiaires d’entamer les enquêtes sur la suspicion de corruption lors de ce concours. Elle a fait savoir que la date du concours ne sera connue que lorsque la lumière est faite sur cette affaire. Notons aussi que le Bianco participe de son  côté au bon déroulement des investigations.

Associé RANARISON Tsilavo d’une société en liquidation judiciaire : la quasi inexistence du préjudice personnel et distinct Note par Charles CROZE, Avocat au Barreau de Lyon

 

Nombreuses sont les hypothèses où l’associé d’une société placée en liquidation judiciaire cherche à poursuivre le ou les responsables de cette situation afin d’obtenir l’indemnisation du préjudice qu’il subit du fait de la procédure collective. Régulièrement, les juridictions rappellent que la recevabilité de l’action d’un créancier à l’égard d’un tiers suppose la démonstration de l’existence d’un préjudice personnel, individuel et distinct du préjudice collectif des créanciers et qu’à défaut seul le liquidateur judiciaire a qualité pour diligenter l’action en responsabilité, sur le fondement de l’article L. 641-4 du Code de commerce. CA Lyon, 10 février 2015, n°13/02771 Note par Charles CROZE, Avocat au Barreau de Lyon http://bacaly.univ-lyon3.fr/index.php/droit-des-affaires/562-associe-d-une-societe-en-liquidation-judiciaire-la-quasi-inexistence-du-prejudice-personnel-et-distinct

L’arrêt rendu par la cour d’appel de Lyon le 10 février 2015 rappelle avec fermeté cette règle qui s’applique notamment à l’associé qui entend poursuivre en responsabilité le commissaire aux comptes de la société placée en liquidation judiciaire. En l’espèce, plusieurs associés constituent une société qui est en difficultés financières en raison de détournements commis par l’un d’entre eux. Un commissaire aux comptes est désigné judiciairement mais sa mission et son intervention ne permettront pas d’éviter la liquidation judiciaire. C’est dans ce contexte que plusieurs associés assignent en responsabilité le commissaire aux comptes devant le tribunal de grande instance qui les déboute intégralement de leurs demandes. En cause d’appel, les associés maintiennent leurs demandes estimant que le commissaire aux comptes a commis différentes fautes justifiant sa condamnation à indemniser leurs préjudices. Pour sa part, le commissaire aux comptes oppose, notamment, l’irrecevabilité de l’action des associés pour défaut de qualité à agir, sur le fondement de l’article L. 641-4 du Code de commerce, au motif que le préjudice dont il est demandé l’indemnisation n’est ni personnel, ni individuel, ni distinct de celui de la collectivité des créanciers, que seul le liquidateur judiciaire peut défendre et protéger. La cour d’appel retient le moyen développé par le commissaire aux comptes. Après avoir qualifié le préjudice dont les associés sollicitaient l’indemnisation, la cour d’appel considère que celui-ci n’est nullement distinct du préjudice collectif des créanciers, qu’en conséquence il y a lieu de réformer le jugement entrepris et de déclarer irrecevable l’action des associés. En l’espèce, les associés sollicitaient l’indemnisation de la perte de leur capital investi dans la société placée en liquidation judiciaire et des revenus attendus, étant précisé qu’ils avaient pris le soin de déclarer une créance à ce titre. La cour d’appel rappelle, à bon droit, que ce type de préjudice ne saurait constituer un préjudice personnel, individuel et distinct de celui de la collectivité des créanciers. En cela, l’arrêt demeure dans le sillage de la jurisprudence constante relative à ce type de problématique (Cass. Com., 28/01/2014, Juris-Data 2014-001108 sur l’absence de préjudice distinct de l’associé lié à la dévalorisation de ses parts, la perte de son emploi salarié et le préjudice moral lié à la ruine de la société). Chaque créancier de la procédure collective subit un préjudice lié à la perte de sa créance. Il n’y a donc pas de préjudice distinct. Tirant, ensuite, les conséquences de cette qualification inévitable, la cour d’appel précise que seul le liquidateur judiciaire, en application de l’article L. 641-4 du Code de commerce a qualité pour agir en défense de l’intérêt collectif des créanciers et donc en responsabilité pour obtenir l’indemnisation du préjudice collectif des créanciers. L’action des associés est donc irrecevable pour défaut de qualité à agir et la réformation du jugement de première instance ayant débouté les associés s’impose. Cette décision illustre bien la difficulté réelle pour les créanciers de justifier d’un préjudice distinct du préjudice collectif des créanciers. Comme le Professeur REGNAUT-MOUTIER l’a justement relevé, s’agissant du cas particulier de l’associé, on peut légitimement considérer que celui-ci est « introuvable », nonobstant les recherches que l’on peut faire. Pour autant, cette jurisprudence constante relative à l’irrecevabilité des actions en responsabilité des associés d’une société en liquidation judiciaire diligentée à l’encontre de tiers semble éminemment plus stricte que celle développée dans l’hypothèse d’une action diligentée dans un contexte proche par les anciens salariés de la société. Il a ainsi été jugé que la perte d’un emploi et d’une chance de bénéficier des dispositions d’un plan social constituent des préjudices propres aux salariés, qui rendent recevables leurs actions à l’égard du cédant du fonds de commerce auquel ils étaient attachés (Cass. Soc., 14 novembre 2007, pourvoi n°05-21.239). Plus récemment (Cass. Com., 2 juin 2015, pourvoi n°13-24.714), la chambre commerciale de la Cour de Cassation a jugé que les salariés de l’entreprise placée en liquidation judiciaire sont recevables à poursuivre en responsabilité civile délictuelle un établissement bancaire ayant octroyé des crédits ruineux à leur employeur, afin d’obtenir l’indemnisation de leurs préjudices résultant de la perte pour l’avenir de leurs rémunérations et de l’atteinte à leur droit de voir leurs chances de retrouver un emploi optimisées, en l’absence de formation qualifiante. On s’interrogera utilement et légitimement sur les raisons justifiant que l’appréciation du caractère distinct du préjudice subi par un associé soit beaucoup plus stricte et étroite que l’appréciation du caractère distinct du préjudice par un salarié. http://bacaly.univ-lyon3.fr/index.php/droit-des-affaires/562-associe-d-une-societe-en-liquidation-judiciaire-la-quasi-inexistence-du-prejudice-personnel-et-distinct

Le supposé abus des biens sociaux que RANARISON Tsilavo NEXTHOPE s’estime victime n’est pas un préjudice direct et personnel de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

 

Pas d’indemnisation pour l’associé, RANARISON Tsilavo NEXTHOPE, qui ne justifie pas d’un préjudice personnel – Cass. com. 17 janvier 2018, n° 16-10266

RANARISON Tsilavo NEXTHOPE n’est qu’un simple associé de la société malgache CONNECTIC mais en tant que partie civile dans une plainte pour abus des biens sociaux, il a obtenu 1.500.000.000 ariary d’intérêts civils à titre personnel. http://revuefiduciaire.grouperf.com/depeches/40918.html#.WpVx3IkgQIg.twitter

Un associé de SARL qui a personnellement subi un préjudice du fait du gérant de la société peut engager, contre celui-ci, une action en responsabilité (c. com. art. L. 223-22, al. 3). Toutefois, cette action dite « individuelle » de l’associé est conditionnée par l’existence d’un préjudice distinct de celui de la société.

Monsieur A et Monsieur B sont les associés égalitaires d’une SARL dont l’objet est la réalisation de prestations de transports et loisirs aériens par hélicoptère. Pendant la période de formation de la société, le gérant – Monsieur A – fait l’acquisition de l’hélicoptère nécessaire à l’activité. Monsieur B finance intégralement cet achat.

L’hélicoptère choisi par l’associé-gérant se révèle inadapté à l’activité et de lourds travaux d’adaptation de l’appareil doivent être engagés. Un an après son immatriculation au RCS, la SARL est toujours au point mort.

Monsieur B, qui a investi au total 160 000 €, engage une action individuelle en responsabilité contre Monsieur A pour des fautes de gestion. Il souligne notamment l’incompétence du gérant à choisir un hélicoptère conforme à l’activité de la société, ce qui a provoqué un important retard du démarrage de celle-ci.

Les juges du fond, confirmés par la Cour de cassation, déclare l’action irrecevable. L’associé n’a pas établi l’existence d’un préjudice distinct de celui de la société.

Cass. com. 17 janvier 2018, n° 16-10266

http://revuefiduciaire.grouperf.com/depeches/40918.html#.WpVx3IkgQIg.twitter

Le supposé abus des biens sociaux que RANARISON Tsilavo NEXTHOPE s’estime victime n’est pas un préjudice direct et personnel de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

L’irrecevabilité de l’action de l’associé, RANARISON Tsilavo, qui ne justifie pas d’un préjudice personnel et direct d’après lalettredesreseaux.com

RANARISON Tsilavo est un simple associé de la société malgache CONNECTIC mais il a réussi à obtenir à titre personnel 1.500.000.000 ariary, équivalent de 428.492 euros d’intérêts civils dans une supposée affaire d’abus des biens sociaux. Le jugement du tribunal correctionnel d’Antananarivo du 15 décembre 2015 n’est pas motivé et l’arrêt de la cour d’appel d’Antananarivo a dénaturé une attestation pourtant claire de la société Cisco pour trouver une motivation.

L’associé, même majoritaire ou dirigeant, est irrecevable à agir à titre personnel contre le cocontractant de la société dès lors que le préjudice allégué trouve sa source dans un préjudice subi par la société, et que la réparation du préjudice subi par la société suffit à réparer par ricochet celui subi par l’associé ou le gérant. https://www.lettredesreseaux.com/P-1363-485-A1-l-irrecevabilite-de-l-action-de-l-associe-qui-ne-justifie-pas-d-un-prejudice-personnel-et-direct.html

En droit, il est de jurisprudence constante que l’associé, même majoritaire ou dirigeant, est irrecevable à agir à titre personnel contre le cocontractant de la société dès lors que le préjudice allégué trouve sa source dans un préjudice subi par la société, et que la réparation du préjudice subi par la société suffit à réparer par ricochet celui subi par l’associé ou le gérant (Cass. com., 17 décembre 1991, n° 89-21607 ; Cass. com., 8 février 2011, n° 09-17034 ; Cass. com., 30 octobre 2012, n° 11-23034). Dans ces conditions, l’associé ou le gérant est dénué de tout intérêt à agir au sens de l’article 31 du code de procédure civile. En application de cette jurisprudence constante, il a par exemple été décidé que :
  • l’associé-gérant d’une société en liquidation judiciaire est irrecevable à se prévaloir des conséquences financières et morales de la liquidation judiciaire pour tenter d’engager la responsabilité du cocontractant de la société, dès lors que « le préjudice ainsi allégué ne se distingue pas de celui subi par la personne morale du fait du prononcé de sa liquidation judiciaire » (Cass. com., 3 avril 2012, n° 11-11943) ;
  • les associés ne sont pas recevables à agir au titre du préjudice consistant en la perte de leur apport, dès lors que l’indemnisation de la société aurait suffi par ricochet à indemniser ce préjudice (Cass. civ. 2ème, 17 février 2011, n° 09-67906).
https://www.lettredesreseaux.com/P-1363-485-A1-l-irrecevabilite-de-l-action-de-l-associe-qui-ne-justifie-pas-d-un-prejudice-personnel-et-direct.html

La plainte de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE, simple associé, est irrecevable et RANARISON Tsilavo NEXTHOPE ne peut pas se voir attribuer à titre personnel et individuel les 1.500.000.000 ariary d’intérêts civils d’après la loi à Madagascar

 
 

Article 6 – du code de procédure pénale malgache : l’action civile en réparation du dommage causé par un crime, un délit ou une contravention appartient à tous ceux qui ont personnellement souffert du dommage directement causé par l’infraction. Article 2 – du code de procédure pénale français : l’action civile en réparation du dommage causé par un crime, un délit ou une contravention appartient à tous ceux qui ont personnellement souffert du dommage directement causé par l’infraction.

 

Article 181. L’action individuelle est l’action en réparation du dommage subi par un tiers ou par un associé, lorsque celui-ci subit un dommage distinct du dommage que pourrait subir la société, du fait de la faute commise individuellement ou collectivement par les dirigeants sociaux dans l’exercice de leurs fonctions. Cette action est intentée par celui qui subit le dommage

Le jugement du tribunal correctionnel d’Antananarivo du 15 décembre 2015 n’est pas motivé

 

SUR L’ACTION PUBLIQUE Il résulte de preuve suffisante contre le prévenu A Solo-Niaina d’avoir commis le délit d’abus de confiance à lui reprocher : Qu’il échet de le déclarer coupable. Attendu cependant qu’étant délinquant primaire, le prévenu peut bénéficier des dispositions bienveillantes des articles 569 et suivants du code de procédure pénal Jugement rendu par Mme RAMBELO Volatsinana qui a présidé le Tribunal correctionnel d’Antananarivo le 8 décembre 2015

Les preuves que la justice malgache a été manipulée par RANARISON Tsilavo pour faire condamner Solo, son patron, à 2 ans de prison avec sursis et 428.492 euros d’intérêts civils à régler à RANARISON Tsilavo, un simple associé, alors que c’est la société CONNECTIC qui est la victime directe et personnelle

RANARISON Tsilavo a perdu son référé auprès du Tribunal de Grande Instance d’Evry (France) pour diffamation pour interdire la publication sur différents sites de l’état de la Justice à Madagascar avec RANARISON tsilavo en toile de fond  Les jugements rendus par les magistrats malgaches violant la loi au bénéfice de RANARISON Tsilavo Les virements de 1.047.060 euros, objet de la plainte pour abus de biens sociaux de RANARISON Tsilavo, tous les ordres de virement signés par RANARISON Tsilavo, ont une contrepartie de 1.321.125 USD et 297.032 EUROS de matériels reçus par CONNECTIC d’après l’email du 25 avril 2012 de RANARISON Tsilavo lui-même Les factures d’achat d’équipements CISCO auprès du revendeur WESTCON Africa, revendeur agréé CISCO, ainsi que les échanges de correspondance par la société française EMERGENT NETWORK d’après un schéma de travail tripartite (CONNECTIC – WESTCON AFRICA – EMERGENT NETWORK )établi par RANARISON tsilavo lui-même en mars 2009. RANARISON Tsilavo a lui même établi une facture d’IOS (logiciciel de CISCO) de 20.000 euros en mars 2009 Les douanes françaises ont constaté que la société EMERGENT NETWORK a envoyé à la société CONNECTIC pour 1.415.430 euros de matériels. La victime directe et personnelle de l’abus des biens sociaux est la société CONNECTIC et non RANARISON Tsilavo, simple associé : L’article 6 du code de procédure pénale malgache ainsi que l’article 181 de loi sur les sociétés commerciales à Madagascar sont clairs. L’arrêt de la Cour d’appel d’Antananarivo a violé l’article 2 du code de la concurrence et l’article 1598 du code civil malgache. Il a également traduit de travers une attestation pourtant claire de la société CISCO. Le jugement du tribunal correctionnel du 15 décembre 2015 est sans motivation, se contentant de dire « Il résulte preuve suffisante contre le prévenu Solo d’avoir commis le délit d’abus de confiance à lui reprocher ». Que dire de plus ? L’intérêt civil est dû au victime direct et personnel de l’infraction, la société CONNECTIC, et non à un simple associé : L’article 6 du code de procédure pénale malgache ainsi que l’article 181 de loi sur les sociétés commerciales à Madagascar sont clairs. Le pouvoir souverain des juges du fond est applicable à condition que les décisions soient motivées et s’appuyent sur une base légale. Et comme le jugement du tribunal correctionnel est sans motivation tour en violant les lois malgaches tandis que l’arrêt de la Cour d’appel ne fait que violer la loi dans motivation.  

Fifaninanana ENMG : Miandry ny fanadihadiana – Triatra 23 aogositra 2018

Manoloana ny feo mandeha amin’ny mety tsy hisian’ny fifaninanana hidirana ho Mpitsara sy ho Mpirakin-draharaha eny amin’ny ENMG amin’ity taona ity taorian’ny fiahiana fisian’ny kolikoly nandritra ny fifaninanana tamin’ny 6 febroary lasa teo dia nanambara ny minisitry ny Fitsarana, Harimisa Norovololona fa aorian’ny fanadihadiana lalina ataon’ny birao misahana ny fanaraha-maso ny fanarahan-dalàna sy ny Bianco ny daty hamaritana fanatanterahana ny fifaninanana. “Efa naka fepetra aho, nanome baiko ny “bureau de controle de juridiction” izay eo ambany fifehezan’ny minisitra, hanao famotorana sy ny fanadihadiana lalina mikasika ny tsy firindrana eo amin’ny fitantanana rehetra tamin’iny fifaninanana iny. Natao izany manoloana ny fitarainana sy ny fampitahana ny laza adina. Nisy porofo izay tsy firindrana izay ka tsy afaka hiteny hoe oviana ny fifaninanana fa aleo hadio tanteraka ny raharaha”, hoy ny minisitry ny Fitsarana,omaly nandritra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneraly teo aloha sy tale jeneraly vaovao ny ENMG. Nomarihiny fa ny fanadihadiana no hamantarana ny mety hisian’ny kolikoly na tsia tamin’ny fifaninanana natao teo aloha hidirana ny mpianatra ho mpitsara sy mpianatra ho mpiraki-draharaha. Tontosa omaly moa ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneraly teo aloha, Rajoelina Yves Hugues sy ny tale jeneraly vaovao, Rakotoarisoa Miadantsata Indriamanga. Nambaran’ity tale jeneraly vaovao fa rivo-baovao sy madio no iainana ao amin’ny sekoly ENMG manomboka izao satria masina ny asam-pitsarana. « Ny sekoly ENMG dia taniketsan’ireo mpitsara ho rahampitso ary mamolavola ihany koa, tsy ny fahaizana fotsiny na ny traikefa arak’asa fotsiny fa ny toe-tsaina entina miatrika ny asam-pitsarana. Masina ny asam-pitsarana ary eto ampiandohana dia mametraka sahady aho fa tsy hananan-kavana, tsy hanana-namana, tsy hananana olom-pantatra, tsy hananana mpifanolo-bodirindrina ny fanarenana rehetra entina manatsara ny tontolon’ny Fitsarana. Rivotra vaovao, madio no mitsoka satria antoka hanarenana ny firenena ny fametrahana ny tany tan-dalàna, ary miainga amin’ny fahatsapan-tenan’ ny tsirairay, indrindra isika mpisehatra amin’ny tontolon’ny Fitsarana, na mpitsara, na mpiraki-draharaha na tompon’andraikitra maro samihafa amin’ny fampandehanan-draharaha dia tokony hahatsapa fa ny fametrahana tany tan-dalàna no anisan’ny zava-dehibe indrindra raha tiana handroso ny firenena iray, ary raha tiana hivoatra ny fari-piainan’ny tsirairay avy», hoy ny tale jeneraly vaovao, Rakotoarisoa Miadantsanta Indriamanga. Laurena Nany