Le discours inaugural de la Ministre HARIMISA lors de l’atelier des chefs de greffes du 20 au 22 juin 2018 à Antananarivo

“Andro iray toa zato ity, indrindra ho anareo mpiandraikin-draharaha satria ianareo izao no voalohany andraisako fitenenena mikasika ny atelier na fivoriana toy izao. Koa dia isaorantsika Andriamanitra ny amin’izany rehetra izany satria mino aho fa tsy misy zavatra tongatonga ho azy izany fa zavatra efa voalahatra daholo izao rehetra izao, indrindra izao fotoana izao, satria na nikasa aza ianareo, na nikasa aza isika ka tsy sitrak’Andriamanitra ny anantanterahana an’izany dia ho zava-poana ihany tokoa izany, koa dia Voninahitra ho an’Andriamanitra. Manaraka izay dia fiofanana sady atrikasa moa no atrehanareo eto  mandritra ny 2 andro, tsy nanomana kabary an-tsoratra aho satria tsy dia izay loatra, fa ny ahy izany rehefa mikabary ohatran’izao dia tsy resa-be fa tonga dia asa. Nisafidy ianareo ny lohateny hoe: Mpirakidraharaha mendrika antony ny fitokisana ny Fitsarana nataonareo tamin’ny teny frantsay ilay izy hoe: Un bon greffier  garant de la crédibilité de la justice. Ny atao hoe « Bon » dia tsara fa tsy  mendrika, « digne » angamba fa dia afaka atao hoe izany hoe « un greffier digne garant de la crédibilité et de la justice » Ny dikany hoe tsara dia  zavatra telo :
  1. Mpirakidraharaha manana ny atao hoe « savoir » : ny fahalalàna ampy hoentina hiasa, hanao ny asa amin’ny maha-mpirakidraharaha. amin’ny fanatovozana fahalalana eny anivon’ny sekoly isan-karazany no ahazahoana izany fahalalana izany, tsy ao anatiny fihofanana ihany anefa izany.
Misy ny atao hoe “ formation initiale » sy ny « formation continue », fa ao anatiny fikarohana satria amin’izao fotoana izao dia misy ny nouvelle technologie de l’information et de la communication (NTIC), ary mino aho fa ianareo lehibean’ny mpirakidraharaha rehetra eto androany dia efa mahafantatra ary mahay mikirakira izany nouvelle technologie de l’information et de la communication izany  izay ny voalohany manana fahalalana. Savoir falalana ampy hoentina miasa.
  1. « Savoir-faire » : Ny fahaizana, traikefa ,fahaizana manantaterak ny asa, tsy ampy ny hoe manana diplôme de l’école national de la magistrature et de greffe dia mavita ny asa izaho , tsy izay ilay izy. Fa anananao ilay izy fa hainao ve ny mampiasa azy ? ny mampiatra an’izay fahaizana notovoizinao izay na taiza na taiza, izay ilay hoe savoir-faire. Fahaizana mitantana ny olona eo ambany fifehezana, fahaizana mandamina ny asa, ary fahaizana ihany koa mijery ao anatin’izay fandaminana ny asa izay,  fijerevana sy fanavahana ny hoe inona ny maika ? Inona no tena zava-dehibe ? satria tokony hanana an’izay leadership izay daholo. Be dia be mantsy ny asa ary important sy urgent daholo fa ny fahaizana manavaka an’izay ny hoe inona no tokony atao aloha? Inona no manarakaraka? Inona ny ao aoriana? Izay ny atao hoe savoir-faire na ny fahaizana mampiasa ny fahaizana izay nananana.
  Ao anatin’izay fahaizana izay koa ao anatiny savoir-faire ; ny fahaizana mitantam-bola; satria ianareo chef de greffe: maro ny vola miditra ao anatin’izany greffe izany, ary eo indrindra no ametrahako toro-lalana sy toromarika avy hatrany mikasika ny fomba fitantanana ny greffe , na ny commercial na ny pénal na any amin’ny civile, volam-bahoaka no tantanana any aminareo fa tadidio, misy amin’ireo olona ireo izay mandoa, ireny vola ireny eny anivon’ny fitsarana tena olona mahantra, tena tsy manam-bola fa saingy tsy maintsy voatery satria tsy maintsy misy ny vola, ampahany izay tsy maintsy aloha amin’ny fanjakana satria izay moa no misy. Ka misy amin’izy ireny, voatery aza manjary mitrosa, ao anatin’izany anefa ny fitsarana dia tadidido tsara fa natao ialofan’ny mahantra, sy ny tsy mba manana vola fa tsy natao ho an’ny manana koa dia izay no nitenenako teto hoe : « tandremo fa volam-bahoaka no tantananareo ka aoka mba ho ampiasaina amin’ny zavatra izay tokony ilaina an’azy fa tsy ho ampiasaina amin’ny zavatra izay tsy tokony ilana azy na amenoana paosy ho any tena samy irery. Mametraka an’izay toromarika izay aho, ary mapita sahady ho anareo lehiben’ny greffe manerana an’i Madagasikara hanaramaso ny fomba fitantananareo izany vola izany ny tenako. Tsy hiditra amin’izay zavatra tena ataonareo aho momba izany fa kosa mijery ny fomba fampiasanareo an’izany vola izany, moa ve mandeha amin’izay tokony ho izy ?.
  1. “Savoir être”: fahaizana mitondra tena mba hijeren’ny olona sy hitarafan’ny olona hoe manao ahoana izany mpirakidraharaha izany, ary ianareo no tari-dalana an’izany, ianareo no lehibean’ny greffe rehetra manerana an’i Madagasikara ka ny endrika asehoanareo no fitaratra hijeren’ny olona ny greffe eo ambanin’ny fifehezanareo, fahaizana mitondra tena izay no atao hoe savoir être.
Ny fahitan’ny olona hoe tena mahavita ny asany io chef de greffe io, satria rehefa misy zavatra na raharaha ao amin’ny fitsarana dia tsy mitaraina ny vahoaka fa tena mandeha amin’ny tokony ho izy, ara-potoana, arak’izay zavatra mety mab nantenain’ny justiciable rehetra amin’izany hoe fitsarana izany, izany hoe greffe izany. Fa impiry tokoa moa isika no tsy mandreha, oe mitaraina ny vahoaka amin’io resaka greffe io, ampivezivezena in-droa, in-telo, in’efatra; izay voa hazo ny didim-pitsarana. Impiry koa isika no tsy mandreha fa mila gouter ny greffier ka rehefa tsy mahazo gouter dia tsy manao ny asa, ka hoy aho hoe : « aok’izay ny fomba ratsy rehetra, havaozy ny fitondra-tena, havaozy ny fomba fisainana, havaozy ny fomba fiasa », fa tsy ny mpitsara ihany no nomen’Andriamanitra ny fahefam-pitsarana, satria izay no noteneniko tamin’ny voa nandray ity andraikitra ity tamin’ny passation hoe tsarovy fa ny « pouvoir de juger » na ny fahefana hitsara « fahefan’Andriamanitra », fa matoa isika mpitsara manana an’izay privilège izay , dia satria Andriamanitra no nanome an’izany, nampindraminy antsika, fa tsy ny mpitsara ihany, ianareo greffier koa, tadidio fa matoa mandeha ny eo amin’ny fitsarana, matoa andrandrain’ny olona ny fitsarana, tsy mitsara irery koa satria manana andraikitra be dia be ao anatin’izany hoe didim-pitsarana izany, mpitsara no manapaka sy mandidy fa ianareo kosa no mi-authentifier ny acte, zava-dehibe izany. Ka hoy aho hoe « ovay ny fomba fijery , ovay ny fomba fisainana, ovay ny fomba fiasa », dia tsarovy fa asa masina ny asantsika, na mpitsara na greffier . Marina fa   misy ny paikady isan-karazany oentina miady an’izany kolikoly izany, amiko kosa hoy aho hoe tsy misy dikany ireny rehetra ireny raha tsy isika mihintsy no vonona hoe izaho « je m’engage » tsy hanao izany intsony aho raha efa nanao, tsy anao intsony, tsy anao mihintsy aho raha mbola tsy nanao, fa raha miaramiainga isika , vonona hifampitantana aminareo aho ary vonona ny hanohana anareo amin’ny zavatra rehetra izay ataonareo. Ka hoy aho hoe ho anareo miankoha ho an’izay fahaiza-miaina tsinjovy ny olona eo ambany ny fifehezanareo, misy vola miditra be dia be eo anivonareo eo anivon’ny greffe ; jereo ny ara-tsosialy, an’ireo olona eo ambany ny fifehezanareo, aza variana amina zavatra tsy misy fotiny fa ataovy izay mba hampifalifaly  ireo namanareo ireo, izay niara-niasa andro aman’alina, niaraka aminareo dia ataovy amin’ny ara-drariny, ary ataovy amin’ny ara-dalàna ny fomba fitondrana an’izany vola miditra eo anivon’ny greffe izany, na commercial izany na civile na pénal, izany rehetra izany ao anatina fahaizana mitondra tena.   Koa dia hoy aho hoe  zava-dehibe ity andro androany ity  koa dia misaotra an’Andriamanitra aho satria ny message voalohany ampitaiko izany ho an’ny greffe manerana an’i Madagasikara izany ary dia inoako fa ampitainareo lehibe tsirairay avy izany toro-lalana sy toromarika ataoko izany, fa mapitandrina kosa aho, satria angambany efa 30 taona mahery no naha mpitsara ahy sady efa juge d’instruction aho no efa substitut du procureur  de la République aho, efa vis-président du tribunal izaho, efa juge des enfants izaho, efa nataoko daholo ny asa rehetra ao amin’ny ordre judiciaire nandritra ny taona maro, ka hoy aho hoe aiko io, fantatro io, koa dia hoy aho hoe : mino aho , matoky aho fa dia manomboka androany isika mba ho tarafiny olona , aok’izay ny fomba ratsy rehetra , izay hanenjehan’ny olona antsika isan’andro isan’andro mampalahelo, fa hisandratra isika raha miaraka amiko ianareo ka vonona, ary dia mahazo matoky ianareo, ho anareo satria, ianareo solotena eto, mino aho fa ho modely koa ianareo satria ka,  handray anareo aho amin’ny herinandro miaraka amin’ny administration pénitentiaire, ny SMM moa efa noraisiko ihany koa, izaho olon’ny dialogue , afaka miresaka aho , afaka mihaino anareo aho fa saingy izao kosa tsy afaka manao izay tsy azoko atao aho, ny zavatra azoko atao dia ny ho ato, ary matokia ianareo fa raha eo ampelatanako ny fomba sy ny zavatra rehetra azoko atao hanatanterahina izay mampalahelo anareo dia ho ataoko izay, fa izaho kosa tsy hanao promesse d’ivrogne ka hiteny hoe « eny fa dia ho tanterahiko daholo izay fitakiana rehetra sy marary anareo ». Izay angamba ny hafatra ho ampitaiko amin’ny Syndicat androany, ka hoy aho hoe : mety ho fotoana fohy , fotoana lava tsy fantako izay maha-eto ahy fa andao isika ametraka zavatra na dia herinandro, na dia iray volana na dia herintaona , isika rehetra fandalovana ity tany ity, manomeza zavatra avelanao hipetraka ho tantara ho anao. Handalo eto amin’ny ministeran’ny fitsarana aho manomboka izao hametraka ny di-tanako aho na ho fotoana lava na fotoana fohy ka dia mino aho fa mitovy miaraka amiko. Ka hoy aho aminareo hoe : andao isika hiaraka, andao isika hanandratra avo ny fitsarana ary tsy ho tenenin’ny olona intsony manomboka izao hoe io fitsarana io anie tsy misy ilana azy, inona moa ny anomezana an’io ny indépendance any, fa raha ohatra ka hoe omena indépendance izany dia tsy misy dikany ? , io fitsarana io anie ka ny greffier rehetra rehetra ao anie  ka  mangataka gouter  foana fa raha tsy azony ity dia …, aok’izay fa andao isika ho tarafin’ny olona , ho hitan’ny olona hoe tena mba niova tokoa ny fitsarana. Efa nanome baiko aho an’ny filohany fitsarana izay efa nifandray ihany koa tamin’ny greffier any Antananarivo, izay hiainga voalohany hanome ohatra, izay hisaorako manokana, amin’ny fanekena nataonareo hiara-hiasa avy hatrany, nanome baiko aho hanadio « assainissement », hanadio ny manodidina ny fitsarana eto amin’ny tribinaly de première instance d’Antananarivo sy ny cours d’appel mba tsy hisy intsony ny gaboraraka manodidina ny fitsarana fa ho diovina mba ho mendrika, tsy hisy intsony ny mpivarotra kely mandinidinika eny, sanatria fanenjehana an’ireny akory fa famerenana amin’ny lohany kosa   izany oe hasina ny fitsarana izany satria ny fitsarana dia andrandrain’ny olona fatratra ary tena iankinan’ny zavatra maro, dia aleo aloha mba hipetraka izay, mino aho fa dans l’immédiat izay, ary dia efa misaotra sahady izay tompon’andraikitra rehetra izay efa nanaiky teto Antananarivo, ary efa nomena toromarika hoe miaraha-miasa amin’ny commune sy ny privé sns, amin’ny fanantanterahana izany. Nanome baiko ihany koa izaho, izay valable koa ho anareo rehetra manerana an’i Madagasikara, ampiasao amin’ny tokony ho izy ny vola izay raisinareo ka ao anatin’izay izany, mino aho fa rehefa hitsidika anareo any amin’ny faritra any tsy ahita sainam-pirenena rovitra intsony, tsy ahita karipetra miakatra eo amin’ny fitsarana rovitra intsony sady maloto velona ary tsy ahita rindrina  maloto be intsony koa , heveriko fa tsy mila miandry vola aty amin’ny ministeran’ny Justice izany, izay manko no tena problème , tsy misy vola mana milatsaka avy any an-danitra izany fa ny heri-pontsika ny finiavantsika ny fitiavantsika  hanao zavatra no ahafahatsika manao zavatra , ny zavatra asa sy ny asa vitaina  ao anatin’ny salle d’audience dia angamba dia tsy dia mila vola be manao ahoana izany no mety ahavitantsika azy, matoky aho, mino ny fiarahanareo miasa ary hitsidika anareo ihany aho manomboka izao dia ahita zavatra mahafinaritra hiova ao anatiny fotoana fohy. Famaranana mitso-drano anareo aho ahavita soa amatsara an-trakany sy andavany izao fihofanana ataonareo izao ary ny Tompo anie hanolotsaina sy hanome fahendrena anareo amin’ny zavatra rehetra ho tapahinareo sy izay zavatra rehetra ho ataonareo androany sy rahampitso. Mahaleova mahalasana, mahavita ny zavatra atao. Lazaiko fa misokatra izany ny fiofanana mandritra ny roa andro izay nomenareo ny lohateny hoe : « Un bon greffier garant de la crédibilité de la Justice » Misaotra betsaka »  

“Le pouvoir de juger est un pouvoir de Dieu” extrait du discours de la Ministre HARIMISA Norovololona du 20 juin 2018

Ny fahitan’ny olona hoe tena mahavita ny asany io chef de greffe io, satria rehefa misy zavatra na raharaha ao amin’ny fitsarana dia tsy mitaraina ny vahoaka fa tena mandeha amin’ny tokony ho izy, ara-potoana, arak’izay zavatra mety  nantenain’ny justiciable rehetra amin’izany hoe fitsarana izany, izany hoe greffe izany. Fa impiry tokoa moa isika no tsy mandre, sy hoe mitaraina ny vahoaka amin’io resaka greffe io, ampivezivezena in-droa, in-telo, in’efatra; izay vao azo ny didim-pitsarana. Impiry koa isika no tsy mandre fa mila gouter ny greffier ka rehefa tsy mahazo gouter dia tsy manao ny asa, ka hoy aho hoe : « aok’izay ny fomba ratsy rehetra, havaozy ny fitondra-tena, havaozy ny fomba fisainana, havaozy ny fomba fiasa », fa tsy ny mpitsara ihany no nomen’Andriamanitra ny fahefam-pitsarana, satria izay no noteneniko tamin’ny voa nandray ity andraikitra ity tamin’ny passation hoe tsarovy fa ny « pouvoir de juger » na ny fahefana hitsara « fahefan’Andriamanitra », fa matoa isika mpitsara manana an’izay privilège izay , dia satria Andriamanitra no nanome an’izany, nampindraminy antsika, fa tsy ny mpitsara ihany, ianareo greffier koa, tadidio fa matoa mandeha ny eo amin’ny fitsarana, matoa andrandrain’ny olona ny fitsarana, tsy mitsara irery koa satria manana andraikitra be dia be ao anatin’izany hoe didim-pitsarana izany, mpitsara no manapaka sy mandidy fa ianareo kosa no mi-authentifier ny acte, zava-dehibe izany. Ka hoy aho hoe « ovay ny fomba fijery , ovay ny fomba fisainana, ovay ny fomba fiasa », dia tsarovy fa asa masina ny asantsika, na mpitsara na greffier . Marina fa   misy ny paikady isan-karazany hoentina miady an’izany kolikoly izany, amiko kosa hoy aho hoe tsy misy dikany ireny rehetra ireny raha tsy isika mihintsy no vonona hoe izaho « je m’engage » tsy hanao izany intsony aho raha efa nanao, tsy anao intsony, tsy anao mihintsy aho raha mbola tsy nanao, fa raha miaramiainga isika , vonona hifampitantana aminareo aho ary vonona ny hanohana anareo amin’ny zavatra rehetra izay ataonareo. Ka hoy aho hoe ho anareo miankoha ho an’izay fahaiza-miaina tsinjovy ny olona eo ambany ny fifehezanareo, misy vola miditra be dia be eo anivonareo eo anivon’ny greffe ; jereo ny ara-tsosialy, an’ireo olona eo ambany ny fifehezanareo, aza variana amina zavatra tsy misy fotiny fa ataovy izay mba hampifalifaly  ireo namanareo ireo, izay niara-niasa andro aman’alina, niaraka aminareo dia ataovy amin’ny ara-drariny, ary ataovy amin’ny ara-dalàna ny fomba fitondrana an’izany vola miditra eo anivon’ny greffe izany, na commercial izany na civile na pénal, izany rehetra izany ao anatina fahaizana mitondra tena.

Madagascar – La ministre de justice HARIMISA ordonne le nettoyage de la justice – Express mada du 21 juin 2018

Profitant de sa première sortie hier au Le Pavé lors de l’atelier de formation des greffiers en chef, le nouveau ministre de la Justice Harimisa Noro Vololona a montré un aperçu de son management. Comme il a été annoncé, c’est un ministre qui marche droit dans ses bottes. Elle a ordonné le nettoyage de la Justice et de son environnement. Au sens propre comme au figuré. Noro Vololona Harimisa, ministre de la Justice, « ordonne », un grand ménage au sein de la Justice. Un nettoyage de l’état d’esprit, des pratiques, du fonctionnement, du monde de travail, de traitement des justiciables et même de l’environnement de travail est « ordonné », par la garde des sceaux. « J’estime que c’est aujourd’hui et non demain que le pays a besoin de nous », a-t-elle déclaré lors de sa prise de fonction, le 13 juin, à Faravohitra. Devant les greffiers en chef, hier à Antaninarenina, elle déclare « qu’importe la durée, je veux laisser une trace de mon passage à la tête de ce ministère ». Réputée pour sa sévérité et sa probité, la ministre Harimisa a placé comme priorité l’assainissement du monde judiciaire pour redorer le blason de la Justice. Un but qui implique l’engagement de tous les acteurs du système judiciaire. Elle l’a réaffirmé, hier, dans son  discours lors de l’ouverture d’un atelier des greffiers en chef. D’un ton ferme, elle souligne une tolérance zéro contre tout fait de corruption ou comportement déviant. « Cessez les mauvaises pratiques », lance-t-elle aux greffiers en chef. « La Justice fonctionne lorsque tous les acteurs font correctement leur travail, dont les greffiers qui sont les authentificateurs d’actes », ajoute la ministre. Sans ambages, la ministre Harimisa demande aux greffiers d’arrêter les manies d’imposer des allées et venues aux justiciables, ou encore, les pratiques répréhensibles de ne faire leur travail qu’en échange de « goûter », soit d’argent, de la part de ces derniers. Construire des bases solides « J’ai trente ans d’expérience et je suis passée par tous les niveaux de l’ordre judiciaire, je connais très bien le système », soutient-elle, pour densifier ses affirmations. Toujours dans son discours d’hier, elle requiert des greffiers, mais aussi, de tous les acteurs du monde judiciaire à faire bon usage des derniers publics. Un point qui fera l’objet d’un suivi particulier, souligne-t-elle. A l’entendre l’assainissement et les changements au sein du monde judiciaire devront, aussi , se refléter dans l’environnement de travail. « Toujours pour redorer le blason de la Justice, j’ai ordonné un assainissement des environs du palais de Justice afin qu’ils aient un aspect digne d’un tribunal », déclare la garde des sceaux. Dans le cadre de l’usage à bon escient du budget qui leur est alloué, elle veut que les locaux des établissements judiciaires soient présentables. Le contexte fait que le message de fermeté d’hier, ait été directement adressé aux greffiers. Lors de son entrée en fonction, Noro Vololona Harimisa a fait part de la même intransigeance à l’endroit des autres acteurs du monde judiciaire, notamment, le corps de la magistrature. « Greffiers, administration pénitentiaire, membres du barreau, huissiers, auxiliaires de justice : vous êtes membres à part entière de la grande famille de la Justice. Nous sommes tous dans le même bateau, la revalorisation de la fonction de juger demande aussi votre contribution et votre engagement », a-t-elle soutenu, à Faravohitra. La garde des sceaux demande, particulièrement, au Conseil supérieur de la magistrature (CSM), une prise de responsabilité « aujourd’hui », pour la construction de bases solides à la Justice. « Vous êtes le pilier et le garant de l’indépendance de la Justice, osez rompre avec les mauvaises pratiques, osez adopter des principes incontestables et incontestés dans vos prises de décision », plaide la ministre. Au Syndicat des magistrats de Madagascar (SMM), elle requiert « de la retenue, de la sagesse et de l’exemplarité », car le    SMM aurait un rôle primordial dans la revalorisation de fonction de juger. Dans un clin d’œil aux organisations syndicales au sein de la Justice, hier, la ministre Harimisa affirme être à l’écoute des revendications et ouverte au dialogue. « Je ne peux, toutefois, pas promette ce que je ne peux pas faire », conclut-elle. Garry Fabrice Ranaivoson

” Le savoir être ” du “Greffier digne garant de la crédibilité de la justice malgache “, extrait discours de la Ministre de la Justice HARIMISA du 20 juin 2018

  Fahaizana mitondra tena, izay no atao hoe "savoir être", dia voalohany indrindra aloha ny fahitan'ny olona fa tena mahavita azy io chef io chef greffe io satria rehefa misy raharaha ao amin'ny fitsarana dia tsy mitaraina ny vahoaka fa tena mandeha araka ny tokony ho izy ara-potaona, araka izay antenain'ny justiciable rehetra amin'izany hoe fitsarana izany, amin'izany hoe greffe izany. Fa impiry tokoa moa isika no tsy mandre fa mitaraina ny vahoaka amin'io resaka greffe io fa avezivezana indroa, iny telo, iny efatra izay vao azo ny didim-pitsarana Fa impiry koa isika no tsy maheno fa mitady goûter ny greffier ka raha tsy mahazo goûter dia tsy manao ny asany. Ka hoy aho hoe, tsotra be aho, izay hoy aho no tsy hanaovako kabary antsoratra bla bla bla , ka hoy aho hoe "aoka izay" izay fomba ratsy izay, avaozy ny fitondran-tena, avaozy ny fomba fisainana, avaozy ny fomba fiasa fa tsy ny mpitsara ihany anie no nomen'Andriamanitra fahefam-pitsarana satria izay no noteneniko taminy vao nandray ity andraikitra ity aho taminy passation fa tsarovy fa ny pouvoir de juger FAHEFAN'NY MPITSARA DIA FAHEFAN'ANDRIAMANITRA fa matoa isika mpitsara manana izay privilège izay, privilège hoy aho, dia satria Andriamanitra no nanome an'izany ho antsika. Fa tsy ny mpitsara ihany fa ianareo greffier koa, tadidio fa matoa mandeha ny ao amin'ny fitsarana, matoa andra andrain'ny olona ny ao amin'ny fitsarana dia tsy ny mpitsara ihany akory satria manana andraikitra be dia be ianareo ao anatin'izany hoe didim-pitsarana izany. Ny mpitsara no manapaka sy mandidy fa ianareo kosa no mirakitra izay mitranga, zava-dehibe izany, fa hoy aho hoe ovay ny fomba fijery, ovay ny fomba fisainana, ovay ny fomba fiasa satria asa masina ny asantsika na tsara na ratsy. Marina fa misy ny paikady isan-karazany entina miady amin'izany kolikoly izany fa amiko kosa hoy izaho hoe tsy misy dikany ireny rehetra ireny raha tsy isika mihintsy no vonona hoe : "je m'engage", tsy hanao intsony aho raha efa nanao, tsy hanao mihintsy aho raha mbola tsy nanao, fa vonona aho hanohana anareo.

“J’ai 30 ans d’expérience de l’ordre judiciaire, du juge d’instruction au vice-président du tribunal, je peux vous dire que je maîtrise l’ordre judiciaire ” extrait du discours de la Ministre Harimisa du 20 juin 2018

Koa dia hoy aho hoe  zava-dehibe ity andro androany ity  koa dia misaotra an’Andriamanitra aho satria ny message voalohany ampitaiko izany ho an’ny greffe manerana an’i Madagasikara izany ary dia inoako fa ampitainareo lehibe tsirairay avy izany toro-lalana sy toromarika ataoko izany, fa mampitandrina kosa aho, satria angambany efa 30 taona mahery no naha mpitsara ahy sady efa juge d’instruction aho no efa substitut du procureur  de la République aho, efa vice²-président du tribunal izaho, efa juge des enfants izaho, efa nataoko daholo ny asa rehetra ao amin’ny ordre judiciaire nandritra ny taona maro, ka hoy aho hoe aiko io, fantatro io, koa dia hoy aho hoe : mino aho , matoky aho fa dia manomboka androany isika mba ho tarafiny olona , aok’izay ny fomba ratsy rehetra , izay hanenjehan’ny olona antsika isan’andro isan’andro mampalahelo, fa hisandratra isika raha miaraka amiko ianareo ka vonona, ary dia mahazo matoky ianareo, ho anareo satria, ianareo solotena eto, mino aho fa ho modely koa ianareo satria ka,  handray anareo aho amin’ny herinandro miaraka amin’ny administration pénitentiaire, ny SMM moa efa noraisiko ihany koa, izaho olon’ny dialogue , afaka miresaka aho , afaka mihaino anareo aho fa saingy izao kosa tsy afaka manao izay tsy azoko atao aho, ny zavatra azoko atao dia ny ho ato, ary matokia ianareo fa raha eo ampelatanako ny fomba sy ny zavatra rehetra azoko atao hanatanterahina izay mampalahelo anareo dia ho ataoko izay, fa izaho kosa tsy hanao promesse d’ivrogne ka hiteny hoe « eny fa dia ho tanterahiko daholo izay fitakiana rehetra sy marary anareo ».

” Le savoir ” du greffier digne garant de la crédibilité de la justice malgache, extrait discours de la Ministre de la Justice HARIMISA du 20 juin 2018

Manaraka izay dia fiofanana sady atrikasa moa no atrehanareo eto  mandritra ny 2 andro, tsy nanomana kabary an-tsoratra aho satria tsy dia izay loatra, fa ny ahy izany rehefa mikabary ohatran’izao dia tsy resa-be fa tonga dia asa. Nisafidy ianareo ny lohateny hoe: Mpirakidraharaha mendrika antony ny fitokisana ny Fitsarana nataonareo tamin’ny teny frantsay ilay izy hoe: Un bon greffier  garant de la crédibilité de la justice. Ny atao hoe « Bon » dia tsara fa tsy  mendrika, « digne » angamba fa dia afaka atao hoe izany hoe « un greffier digne garant de la crédibilité et de la justice » Ny dikany hoe tsara dia  zavatra telo :
  1. Mpirakidraharaha manana ny atao hoe « savoir » : ny fahalalàna ampy hoentina hiasa, hanao ny asa amin’ny maha-mpirakidraharaha. amin’ny fanatovozana fahalalana eny anivon’ny sekoly isan-karazany no ahazahoana izany fahalalana izany, tsy ao anatiny fihofanana ihany anefa izany.
Misy ny atao hoe “ formation initiale » sy ny « formation continue », fa ao anatiny fikarohana satria amin’izao fotoana izao dia misy ny nouvelle technologie de l’information et de la communication (NTIC), ary mino aho fa ianareo lehibean’ny mpirakidraharaha rehetra eto androany dia efa mahafantatra ary mahay mikirakira izany nouvelle technologie de l’information et de la communication izany  izay ny voalohany manana fahalalana. Savoir falalana ampy hoentina miasa.
  1. « Savoir-faire » : Ny fahaizana, traikefa ,fahaizana manantaterak ny asa, tsy ampy ny hoe manana diplôme de l’école national de la magistrature et de greffe dia mavita ny asa izaho , tsy izay ilay izy. Fa anananao ilay izy fa hainao ve ny mampiasa azy ? ny mampiatra an’izay fahaizana notovoizinao izay na taiza na taiza, izay ilay hoe savoir-faire. Fahaizana mitantana ny olona eo ambany fifehezana, fahaizana mandamina ny asa, ary fahaizana ihany koa mijery ao anatin’izay fandaminana ny asa izay,  fijerevana sy fanavahana ny hoe inona ny maika ? Inona no tena zava-dehibe ? satria tokony hanana an’izay leadership izay daholo. Be dia be mantsy ny asa ary important sy urgent daholo fa ny fahaizana manavaka an’izay ny hoe inona no tokony atao aloha? Inona no manarakaraka? Inona ny ao aoriana? Izay ny atao hoe savoir-faire na ny fahaizana mampiasa ny fahaizana izay nananana.
  Ao anatin’izay fahaizana izay koa ao anatiny savoir-faire ; ny fahaizana mitantam-bola; satria ianareo chef de greffe: maro ny vola miditra ao anatin’izany greffe izany, ary eo indrindra no ametrahako toro-lalana sy toromarika avy hatrany mikasika ny fomba fitantanana ny greffe , na ny commercial na ny pénal na any amin’ny civile, volam-bahoaka no tantanana any aminareo fa tadidio, misy amin’ireo olona ireo izay mandoa, ireny vola ireny eny anivon’ny fitsarana tena olona mahantra, tena tsy manam-bola fa saingy tsy maintsy voatery satria tsy maintsy misy ny vola, ampahany izay tsy maintsy aloha amin’ny fanjakana satria izay moa no misy. Ka misy amin’izy ireny, voatery aza manjary mitrosa, ao anatin’izany anefa ny fitsarana dia tadidido tsara fa natao ialofan’ny mahantra, sy ny tsy mba manana vola fa tsy natao ho an’ny manana koa dia izay no nitenenako teto hoe : « tandremo fa volam-bahoaka no tantananareo ka aoka mba ho ampiasaina amin’ny zavatra izay tokony ilaina an’azy fa tsy ho ampiasaina amin’ny zavatra izay tsy tokony ilana azy na amenoana paosy ho any tena samy irery. Mametraka an’izay toromarika izay aho, ary mapita sahady ho anareo lehiben’ny greffe manerana an’i Madagasikara hanaramaso ny fomba fitantananareo izany vola izany ny tenako. Tsy hiditra amin’izay zavatra tena ataonareo aho momba izany fa kosa mijery ny fomba fampiasanareo an’izany vola izany, moa ve mandeha amin’izay tokony ho izy ?.
  1. “Savoir être”: fahaizana mitondra tena mba hijeren’ny olona sy hitarafan’ny olona hoe manao ahoana izany mpirakidraharaha izany, ary ianareo no tari-dalana an’izany, ianareo no lehibean’ny greffe rehetra manerana an’i Madagasikara ka ny endrika asehoanareo no fitaratra hijeren’ny olona ny greffe eo ambanin’ny fifehezanareo, fahaizana mitondra tena izay no atao hoe savoir être.
Ny fahitan’ny olona hoe tena mahavita ny asany io chef de greffe io, satria rehefa misy zavatra na raharaha ao amin’ny fitsarana dia tsy mitaraina ny vahoaka fa tena mandeha amin’ny tokony ho izy, ara-potoana, arak’izay zavatra mety mab nantenain’ny justiciable rehetra amin’izany hoe fitsarana izany, izany hoe greffe izany. Fa impiry tokoa moa isika no tsy mandreha, oe mitaraina ny vahoaka amin’io resaka greffe io, ampivezivezena in-droa, in-telo, in’efatra; izay voa hazo ny didim-pitsarana. Impiry koa isika no tsy mandreha fa mila gouter ny greffier ka rehefa tsy mahazo gouter dia tsy manao ny asa, ka hoy aho hoe : « aok’izay ny fomba ratsy rehetra, havaozy ny fitondra-tena, havaozy ny fomba fisainana, havaozy ny fomba fiasa », fa tsy ny mpitsara ihany no nomen’Andriamanitra ny fahefam-pitsarana, satria izay no noteneniko tamin’ny voa nandray ity andraikitra ity tamin’ny passation hoe tsarovy fa ny « pouvoir de juger » na ny fahefana hitsara « fahefan’Andriamanitra », fa matoa isika mpitsara manana an’izay privilège izay , dia satria Andriamanitra no nanome an’izany, nampindraminy antsika, fa tsy ny mpitsara ihany, ianareo greffier koa, tadidio fa matoa mandeha ny eo amin’ny fitsarana, matoa andrandrain’ny olona ny fitsarana, tsy mitsara irery koa satria manana andraikitra be dia be ao anatin’izany hoe didim-pitsarana izany, mpitsara no manapaka sy mandidy fa ianareo kosa no mi-authentifier ny acte, zava-dehibe izany. Ka hoy aho hoe « ovay ny fomba fijery , ovay ny fomba fisainana, ovay ny fomba fiasa », dia tsarovy fa asa masina ny asantsika, na mpitsara na greffier . Marina fa   misy ny paikady isan-karazany oentina miady an’izany kolikoly izany, amiko kosa hoy aho hoe tsy misy dikany ireny rehetra ireny raha tsy isika mihintsy no vonona hoe izaho « je m’engage » tsy hanao izany intsony aho raha efa nanao, tsy anao intsony, tsy anao mihintsy aho raha mbola tsy nanao, fa raha miaramiainga isika , vonona hifampitantana aminareo aho ary vonona ny hanohana anareo amin’ny zavatra rehetra izay ataonareo. Ka hoy aho hoe ho anareo miankoha ho an’izay fahaiza-miaina tsinjovy ny olona eo ambany ny fifehezanareo, misy vola miditra be dia be eo anivonareo eo anivon’ny greffe ; jereo ny ara-tsosialy, an’ireo olona eo ambany ny fifehezanareo, aza variana amina zavatra tsy misy fotiny fa ataovy izay mba hampifalifaly  ireo namanareo ireo, izay niara-niasa andro aman’alina, niaraka aminareo dia ataovy amin’ny ara-drariny, ary ataovy amin’ny ara-dalàna ny fomba fitondrana an’izany vola miditra eo anivon’ny greffe izany, na commercial izany na civile na pénal, izany rehetra izany ao anatina fahaizana mitondra tena.

Madagascar – Justice Journées des chefs de greffe dans le cadre la mise en place d’une justice équitable et intègre –

 

Organisées par le Ministère de la Justice à travers la Direction des Greffes Judiciaires, les journées des Chefs de Greffe ont lieu cette année du 20 au 22 juin 2018 à l’Hôtel le Pavé Antaninarenina.

Cette activité s’inscrit dans le cadre la mise en place d’une justice équitable et intègre. Les objectifs principaux de ces trois journées d’apprentissage et d’interactions sont , d’une part, d’offrir aux Chefs de greffe l’opportunité de se familiariser avec quelques outils de leadership et de communication adaptés au monde la Justice, et d’autre part de déceler les problématiques en vue de proposer des améliorations à apporter tendant à l’uniformisation des pratiques au niveau du greffe.

La finalité reste bien sûr de regagner la confiance des justiciables d’où le choix du thème : « Un Greffier digne, garant de la crédibilité de la Justice ».

Dans son discours d’ouverture, Mme le Garde des Sceaux, Ministre de la Justice, a rappelé l’importance des fonctions de greffiers en Chef et de greffiers qui sont au contact direct avec les justiciables.

Elle a souligné 3 qualités essentielles que doit avoir tout greffier digne :

– Le savoir : les connaissances acquises durant la formation initiale et les formations continues à l’ENMG mais également les recherches personnelles que doit effectuer tout agent de l’Etat pour s’améliorer.

– Le savoir-faire : la compétence et l’expérience acquises en exerçant le métier, le leadership envers le personnel, la bonne gestion des deniers publics que Mme le Ministre vérifiera personnellement.

– Le savoir-être : les greffiers en chef et greffiers, comme tout personnel de la Justice, se doivent d’avoir un comportement exemplaire en tout temps. Les mauvaises pratiques doivent cesser immédiatement. Mme le Ministre veillera à ce que la Justice ne soit plus montrée du doigt et fera de la lutte contre la corruption sa priorité absolue en plus de l’autre objectif du Gouvernement de consensus d’organiser des élections libres, transparentes et crédibles.

“Il résulte de preuve suffisante” comme seule motivation trouvée pour condamner à 2 ans de prison avec sursis et 428.492 euros d’intérêts civils Solo l’ancien patron de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE

Le jugement du tribunal correctionnel d’Antananarivo du 15 décembre 2015 est sans motivation

SUR L’ACTION PUBLIQUE Il résulte de preuve suffisante contre le prévenu Solo d’avoir commis le délit d’abus de confiance à lui reprocher : Qu’il échet de le déclarer coupable. Attendu cependant qu’étant délinquant primaire, le prévenu peut bénéficier des dispositions bienveillantes des articles 569 et suivants du code de procédure pénal Jugement rendu parle Tribunal correctionnel d’Antananarivo le 8 décembre 2015

Comme explication de culpabilité et de motivation de ce jugement en faveur de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE à Madagascar : “il résulte de preuve suffisante”

Le magistrat n’a pas daigné expliquer un peu plus ce qu’il entend par preuve suffisante contre Solo pour qu’on puisse comprendre et accepter le verdict

RANARISON Tsilavo CEO NEXTHOPE, associé de la société CONNECTIC, a déposé une plainte contre son patron Solo car semble -t-il celui ci a effectué des virements illicites à la maison mère française de CONNECTIC pour 1.047.060 euros de 2009 à 2012

RANARISON Tsilavo CEO NEXTHOPE, directeur exécutif de CONNECTIC jusqu’en septembre 2012 a signé la totalité des 76 virements bancaires de CONNECTIC vers la société française EMERGENT puisqu’il est le seul signataire des comptes bancaires de CONNECTIC

 

Et RANARISON Tsilavo CEO NEXTHOPE reconnait lui même le 25 avril 2012 que la société française EMERGENT NETWORK a envoyé pour 1.361.125 USD et 297.032 euros à la société CONNECTIC

 

Le tribunal correctionnel d’Antananarivo a condamné Solo à payer à titre de dommages intérêts à RANARISON Tsilavo CEO NEXTHOPE, à titre personnel, 1.500.000.000 ariary, équivalent de 428.492 euros 

  SUR LES INTERETS CIVILS Attendu que RANARISON Tsiriniaina Tsilavo s’est constitué partie civile et par le biais de son conseil Me Freudo RATOVONDRAJAO sollicite la somme de 1.630.000.000 Ariary à titre de dommages et intérêts. Que cette constitution de partie civile régulière en la forme mais paraît excessive quant à son quantum ; que le tribunal possède des éléments suffisants d’appréciation pour la ramener à sa plus juste proportion. PAR CES MOTIFS Condamne Solo à payer à la partie civile RANARISON Tsilavo, la somme de 1.500.000.000 Ariary à titre de dommages intérêts. Jugement du Tribunal correctionnel d’Antananarivo du 15 décembre 2015

Les intérêts civils sont en principe attribués à la société et non à l’associé plaignant d’après l’article 1843-5 du code civil.

Ce jugement du 15 décembre 2015 est non seulement sans motivation mais a également violé l’article 6 du code de procédure pénale

Ce jugement du 15 décembre 2015 est non seulement sans motivation mais a également violé l’article 181 de la loi 2003-036 qui régit les sociétés commerciales

Et le plus grave, ce jugement du tribunal correctionnel du 15 décembre 2015 a violé l’article 1843-5 du code civil

Outre l’action en réparation du préjudice subi personnellement, un ou plusieurs associés peuvent intenter l’action sociale en responsabilité contre les gérants. Les demandeurs sont habilités à poursuivre la réparation du préjudice subi par la société ; en cas de condamnation, les dommages-intérêts sont alloués à la société. Article 1843-5 du code civil

Tous les biens immobiliers de Solo à Madagascar ont été vendus aux enchères au bénéfice de RANARISON Tsilavo NEXTHOPE et Solo, investisseur franco-malgache, n’a pas pu se défendre à Madagascar puisqu’il a été mis en mandat de dépôt de suite jusqu’au prononcé du jugement du tribunal correctionnel, le 15 décembre 2015. 

  Pour aller plus loin :

Les preuves que la justice malgache a été manipulée par RANARISON Tsilavo pour faire condamner Solo, son patron, à 2 ans de prison avec sursis et 428.492 euros d’intérêts civils à régler à RANARISON Tsilavo, un simple associé, alors que c’est la société CONNECTIC qui est la victime directe et personnelle

RANARISON Tsilavo a perdu son référé auprès du Tribunal de Grande Instance d’Evry (France) pour diffamation pour interdire la publication sur différents sites de l’état de la Justice à Madagascar avec RANARISON tsilavo en toile de fond  Les jugements rendus par les magistrats malgaches violant la loi au bénéfice de RANARISON Tsilavo Les virements de 1.047.060 euros, objet de la plainte pour abus de biens sociaux de RANARISON Tsilavo, tous les ordres de virement signés par RANARISON Tsilavo, ont une contrepartie de 1.321.125 USD et 297.032 EUROS de matériels reçus par CONNECTIC d’après l’email du 25 avril 2012 de RANARISON Tsilavo lui-même Les factures d’achat d’équipements CISCO auprès du revendeur WESTCON Africa, revendeur agréé CISCO, ainsi que les échanges de correspondance par la société française EMERGENT NETWORK d’après un schéma de travail tripartite (CONNECTIC – WESTCON AFRICA – EMERGENT NETWORK )établi par RANARISON tsilavo lui-même en mars 2009. RANARISON Tsilavo a lui même établi une facture d’IOS (logiciciel de CISCO) de 20.000 euros en mars 2009 Les douanes françaises ont constaté que la société EMERGENT NETWORK a envoyé à la société CONNECTIC pour 1.415.430 euros de matériels. La victime directe et personnelle de l’abus des biens sociaux est la société CONNECTIC et non RANARISON Tsilavo, simple associé : L’article 6 du code de procédure pénale malgache ainsi que l’article 181 de loi sur les sociétés commerciales à Madagascar sont clairs. L’arrêt de la Cour d’appel d’Antananarivo a violé l’article 2 du code de la concurrence et l’article 1598 du code civil malgache. Il a également traduit de travers une attestation pourtant claire de la société CISCO. Le jugement du tribunal correctionnel du 15 décembre 2015 est sans motivation, se contentant de dire « Il résulte preuve suffisante contre le prévenu Solo d’avoir commis le délit d’abus de confiance à lui reprocher ». Que dire de plus ? L’intérêt civil est dû au victime direct et personnel de l’infraction, la société CONNECTIC, et non à un simple associé : L’article 6 du code de procédure pénale malgache ainsi que l’article 181 de loi sur les sociétés commerciales à Madagascar sont clairs. Le pouvoir souverain des juges du fond est applicable à condition que les décisions soient motivées et s’appuyent sur une base légale. Et comme le jugement du tribunal correctionnel est sans motivation tour en violant les lois malgaches tandis que l’arrêt de la Cour d’appel ne fait que violer la loi dans motivation. Le jugement du tribunal de commerce du 27 mars 2019 présidée par RAKOTOARILALAINA Annick Rosa fait référence à l’article 301 de la LTGO concernant l’autorité de la chose jugée alors que c’est la première fois que RANARISON Tsilavo et la société CONNECTIC a affaire à la justice RANARISON Tsilavo a signé la totalité des 76 virements de la société CONNECTIC vers la société française EMERGENT que RANARISON Tsilavo considère comme sans contrepartie dans sa plainte pour abus des biens sociaux contre son patron Solo