9 C
Londres
jeudi, janvier 15, 2026
AccueilNEXTHOPELe juge doit rendre justice d'après la Loi dit Saraha RABEHARISOA ,candidate...

Le juge doit rendre justice d’après la Loi dit Saraha RABEHARISOA ,candidate à l’éléction présidentielle, sur TV Plus Madagascar le 22 août 20018

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

 

 

Ary ny lafiny iray faharoa dia ny fitsarana, ny miresaka fahaleovantenan'ny fitsarana dia bangoina aminy hoe tsy fisiana kolikoly fa raha ohatra ilay mpitsara no manao fanararaotam-pahefana dia tsy mety ilay hoe fahaleovantena tsy izay izany no lafiny handraisana ny hoe fahaleovantena .

Tsy hoe izay tian'ny mpitsara atao no ataony fa ny mpitsara dia tokony hitsara ny rehetra araka ny lalàna ary mitovy ny fitsarana ny rehetra araka ny lalàna dia eo mihintsiny no misy ilay hoe tsindrim-politika.

 

 

Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories

spot_img