9 C
Londres
jeudi, janvier 15, 2026
AccueilCorruption MadagascarAmperin'asa ny birao fandraisana fitarainana ao Ambotsirohatra - Taratra du 14 fevrier...

Amperin’asa ny birao fandraisana fitarainana ao Ambotsirohatra – Taratra du 14 fevrier 2019

Date:

Related stories

spot_imgspot_img

Tsy an-kiandriandry. Efa mihodina sy am-perinasa amin’izao fotoana izao ilay birao natao handraisana ny fitarainana eny anivon’ny biraom-panjakana sy ny asam-panjakana ankapobeny. Nisokatra, ny zoma teo, izany birao manokana mandray izany. Voalaza fa efa misy ireo miandraikitra ny fandraisana ny fitarainana. Eo koa ireo miditra an-tsehatra amin’ny fanadihadiana amin’ireny olana na raharaha hoentin’ny olom-pirenena eo anivon’ity birao eny Ambohitsorohitra ity. Tsy vitan’izany fa manaraka akaiky izany ny filoha Rajoelina. Anisan’ny tena andrasana amin’ireny fitarainana ireny ny fomba fiasa sy ny fitantanana ny raharaham-panjakana. Efa nanitrikitrika rahateo ny Praiminisitra Ntsay Christian teny Androhibe, afakomaly, fa tsy maintsy hirosoana ny fanovana eo anivon’ny fitantananan- draharaham-panjakana. Na izany aza anefa, mbola banga ny filoha na ny lehibe hitarika ity birao ity.

Synèse R

Subscribe

- Never miss a story with notifications

- Gain full access to our premium content

- Browse free from up to 5 devices at once

Latest stories

spot_img