RABENARIVO Sahondra no filoha vaovao any Comité pour la sauvegarde de l’intégrité – TVM du 1er mars 2019

  Ady amin’ny kolikoly, raha toa ka manamboninahitra Jeneraly no nitantana ny Comité pour la Sauvegarde de l’Intégrité teo aloha dia mpahay làlana kosa no hitantana izany manomboka izao. Manomboka androany ary dia nandray ny asany Ramatoa Sahondra Rabenarivo taorian’ny fampindram-pahefana teo aminy sy ny Jeneraly Herilanto Raveloarison. Tao anatin’izay ihany koa no nahafahan-dRamatoa Sahondra Rabenarivo nanoritsoritra sahady ireo vinan’asa hiadiana amin’ny kolikoly. Mbola Vola Rafarasoa ry Rogriguez Zafimahaly hatrany no mitatitra ny vaovao.   Hamongotra ny kolikoly ary ny hatsarana ny naotin’ny Madagasikara eo imason’ny Malagasy hatrany ivelany rehetra any, izay no tanjona ho tratrarina ho an-dRamatoa Sahondra Rabenarivo, filoha vaovao hitantana ny Comité de Sauvegarde de l’Intégrité, Komity mandala ny fahamarinana, araka ny andraikitra sahanin’izy ireo dia hohamasinina kokoa ny fanenjehana ny mpanao kolikoly, hampitomboana ny paik’ady ahafahana misoroka ny kolikoly, ary harindra araka ny vina IEM napetraky ny Filoha Andry Rajoelina ny ady atao amin’izany.   Izahay moa izany no mametraka ny stratégie, izany no tena asany CSI ary manao suivi ihany ny mise en œuvre ny stratégie de la lutte contre la corruption. Izany hoe izany manana, afaka mijery ihany koa izany raha ohatra ka hoe misy zavatra tsy mety any amin’ny Bianco na ny Samifin, manana ny pouvoir d’enquête izahay amin’izay an. Mila gérer-na ihany angambany ilay attente hoe rahampitso an dia tsy hisy intsony ny kolikoly, izay aloha iray, ary tsy olona iray na institution anankiray no hanao ny ezaka rehetra fa tsy maintsy isika Malagasy rehetra satria misy ny olona izay voavidin’ny vola, fa misy ihany koa ny mividy azy. Ka mila jerevana tsara hoe inona no antony, inona no tena marary amintsika izany no mahatonga io kolikoly io. Dia izay lazaiko izay hoe ho andramana hoe tsy ny repression ihany izany sy ilay fanenjehana ihany no hitondrana azy fa corriger-na hatrany amin’ny fanjakana izany, hatrany amin’ny governemanta, administration hoe inona no afaka jerevana ny hanakelezana an’ilay opportunité izany hanaovan’ny olona corruption.   Telo taona ny fepotoam-piasan’ny filohan’ny CSI, andrim-panjakana iray ao ambany fiahian’ny fiadidian’ny repoblika, tafiditra anatin’ny asany ihany koa ny manara-maso asan’ny Bianco, Samifin ary anjarany no manolo izay tale jeneralin’ireo rafitra ireo. Amin’ny volana jiona izao izy ireo no mandinika  izay tale jeneraly vaovao hitantana ny bianco.

Sorry,You have not added any story yet

 

Tamin’ny 1998 i Razaiarimanga Marie Meltine no nividy ny zaridainan’i Antaninarenina sy ny CEG Analamahitsy – Viva TV 1er Mars 2019

    Eto Antananarivo renivohitra kosa dia anarana iray no miverimberina amin’ireo raharahan-tany izay nahavoasaringotra ny Kaominina Antananarivo izay nahabe resaka tao ho ato. Anarana izay mbola tsy re mihitsy teo amin’ny tontolon’ny haino aman-jery. Ary saika tsy misy mahafantatra mihitsy aza. Maro ny fanontaniana mipetraka manodidina io olona io, ary ny andinindinin’izay no entiny Sylvain amintsika ato anatin’ity fanadihadihana ity.   Ramatoa RAZAIARIMANGA Marie Meltine no nividy ny zaridainan’Antaninarenina. Ary mbola izy ihany koa no nahazo ny CEG Analamahitsy amin’ny ampahan’ny tanin’Atsonjombe. Iza i Ramatoa RAZAIARIMANGA Marie Meltine? Renim-pianakaviana teraka tamin’ny 1953; izany hoe tokony hoe 66 taona i Ramatoa RAZAIARIMANGA Marie Meltine amin’izao fotoana izao. Tsy misy fampahafantarana ankoatr’izay na sary na ny fonenany na ny fokotany misy azy. Mbola olona tsy re ary tsy hita mihitsy hatramin’izay i RAZAIARIMANGA Marie Meltine. Ny fantatra ihany koa dia ny hoe olona mpanefoefo be ity Ramatoa ity. Isan’ireo olona tsy dia tia misehoseho ve izany i Ramatoa RAZAIARIMANGA Marie Meltine? Fanontaniana izay toy ny hoe: tena misy ve io olona io sa anarana noforonina namindrana ireo tany? Anarana fanaovana afera? Tsy fantatra tokoa ny ambadik’izay, ary raha tena misy io olona iray io, tamin’ny fomba ahoana no nahazoan’ny tanin’ny Malagasy? Indrindra tany izay misy ny toeram-pianaran’ny ankizy sy ny tanora sy ny tany mirakitra tantara eto amin’ny Firenena, vakoka Malagasy. Mbola fanontaniana ihany koa izay, fanontanina izay saika niraisan’ny mpanara-baovao rehetra tato anatin’ny volana vitsy, eny taona maromaro mihitsy aza. Ny taona 2017 sy 2018 no nanomboka nivoaka tamin’ny fahanginana ireo milaza ho tompon’ireny tany ireny, tsy hay aloha hoe taranaky RAZAIARIMANGA Marie Meltine ve ireo olona ireo sa olona namindrana ny tany taorin’ny nanoratana azy tamin’io olona io. Araka ny voarakitra tao anatin’ny taratasim-barotra ny volana Jona sy Jolay taona 1998 no voarakitra tao anatin’ny taratasy nanaovana ny afera. Ny kaominina Antananarivo no namaritra izany tamin’i RAZAIARIMANGA Marie Meltine. Tsy afaka mivarotra tany ny kaominina Antananarivo fa afaka kosa mampanofa. Anefa misy ireo tranga ireo izay azo lazaina fa manokana, ary ny filankevim-pitantanana no nanome ny tany. Andriamatoa Lalaina Berthnes no nanao Sonia ny fanomezana ny tany an’i Ramatoa RAZAIARIMANGA Marie Meltine, araka ity taratasy ity ihany. Efa niezaka nitady an’ Andriamatoa Lalaina Berthnes moa ny mpanao gazety mialohan’izao saingy tsy nahita azy. Tsy misy afa-tsy Andriamatoa Lalaina Berthnes nefa no afaka hamaly ireny fanontaniana be dia be ireny, fa ny tena hatahorana amin’izao ora sy fotoana izao dia ny hoe: ireo roa ireo ihany ve ny tany lasan-dRAZAIARIMANGA Marie Meltine? Ankoatr’izay, fa maninona ihany koa no amin’izao fitantanan’i Lalao Ravalomanana izao no mivoaka ireo milaza nahazo ny tany?

Sorry,You have not added any story yet

Ce n’est pas demain qu’on va éradiquer la corruption à Madagascar d’après RABENARIVO Sahondra, nouvelle Présidente de la CSI – TVM du 1er mars 2019

  Eradiquer la corruption à Madagascar et améliorer le score de la grande ile en matière d’indice de perception de la corruption. Tels sont les principaux objectifs que veut atteindre la nouvelle présidente du Comité de Sauvegarde de l’Intégrité Sahondra Rabenarivo. Le Comité va poursuivre la chasse aux personnes corrompues, cette entité va mettre au point de nouvelle stratégie de lutte contre la corruption.   C’est à nous d’élaborer la stratégie de lutte contre la corruption et le suivi de cette stratégie, par rapport aux autres entités qui œuvrent pour la lutte contre la corruption à Madagascar tel que le Bianco, ou le Samefim, nous avons le pouvoir d’enquête. Il faut quand même que nous sommes d’accord sur ce point, ce n’est pas demain que nous allons éradiquer la corruption à Madagascar, c’est un travail à la chaine qui demande la contribution de toute un chacun. Il faut que nous déterminions les vraies origines de ce fléau. Aussi, je pense qu’il nous faut se pencher et sur la répression et sur la correction, c’est à dire appliquer la correction au niveau du gouvernement de l’administration publique. Le but étant de réduire les opportunités de corrompre.   La nouvelle présidente du CSI a un mandat de trois ans, le Comité de sauvegarde de l’intégrité est sous-tutelle de la présidence de la République. Le Comité se charge aussi de la sélection du directeur général du Samefim et celui du Bianco. Le nouveau directeur général sera ainsi sélectionner au mois de Juin.

Sorry,You have not added any story yet

Prisons à Madagascar, le racket continue – La gazette de la grande île du 1er mars 2019

Les régimes se succèdent, mais certaines pratiques demeurent. C’est le cas du racket en prison. Notre journal a déjà tiré la sonnette d’alarme, mais les autorités restent sourdes et passives. Les détenus et leurs proches sont toujours les victimes de quelques agents pénitentiaires indélicats qui ne cessent de réclamer de l’argent. Certes, les prisons ne sont pas remplies d’innocents, mais ce n’est pas une raison pour racketter les détenus. Un prisonnier est contraint de payer certains agents pénitentiaires pour obtenir un seau d’eau ou pour recevoir une visite. Un prisonnier est contraint de payer les agents pénitentiaires pour obtenir un morceau de savon, une couverture, une tige de cigarette ou un médicament de la part d’un membre de sa famille qui lui rend visite. Certains agents pénitentiaires n’ont aucun scrupule à racketter les plus pauvres et les moins instruits. Ces derniers qui ignorent leurs droits, sont à la merci de certains agents pénitentiaires aussi véreux que pervers. Une maison d’arrêt est un lieu clos, mais les informations filtrent. Les familles de détenus se plaignent de ces extorsions systématiques, mais elles sont impuissantes. A leur sortie de prison, les prisonniers évoquent aussi ces extorsions abusives, mais ils n’osent pas porter plainte car d’une part, ils sont trop contents d’être libres, d’autre part, ils ont peur de représailles et ils pensent que leur parole ne pèse rien à côté de celle des agents pénitentiaires toujours prompts à nier les faits. Il est légitime de dénoncer le racket des automobilistes par certains policiers et gendarmes, mais il serait opportun de faire cesser les extorsions mêlées de corruption et de harcèlement commises en toute impunité par certains agents pénitentiaires. Ranary
  • Sorry,You have not added any story yet

Affaire de corruption à Antsiranana, l’ancien premier ministre Olivier Mahafaly entendu par le Bianco – Kolo TV du 1er mars 2019

  Ny fanodikodinana volam-panjakana manodidina ny iray miliara ariary. Tokony nanamborana trano ao amin’ny kaominina miisa 5 ao Antsiranana faha 2, ny taona 2017. Isan’ny voasaringotra amin’ity raharaha ity ihany koa ny Minisitry ny atitany sady praiminisitra teo aloha. Fehizoro Rafaly.   Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Bianco, mikasika ny raharaha fanodikodinam-bolam-panjakana na subvention exceptionnel. Tokony ho an’ny kaominina miisa 5 ao Antsiranana faha 2 saingy tsy nositrahana akory. Olona 7 no notazomina teny amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny Pôle anti-corruption. Benin’ny Tanana miisa 5 eo ambanin’ny fanaraha-mason’ny fitsarana ary azon’ny fitsarana antsoina amin’ny fotoana rehetra, olona 2 nampidirina amponja vonjimaika omaly hariva. Tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Primature ny iray amin’izy ireo ary mpitantana ny orinasa nahazo ny tsena tamin’ny fomba tsy nanara-dalana kosa ny iray. Mitetina iray miliara ariary ny vola voahodikodina. Raha hiverenana ny zava-nitranga, ny taona 2017 no nandray fitarainana maro ny sampan’ny Bianco any Antsiranana mikasina ny fahazoana tsenam-baro-panjakana tsy ara-dalana ho enti-manorina biraon’ny Kaominina vaovao amin’ny kaominina miisa 5 any Antsiranana faha 2, subvention izay avy amin’ny Ministeran’ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana. Raha ny loharanom-baovao azo, tsy nisy tolom-bidy natao tamin’ny fanatanterahana ity asa ity. Orinasa-na vehivavy iray vadina tompon’andraikim-panjakana ambony eo anivon’ny Primature no notolorana ny tsena. Raha ny fanazavana, noterana avy hatrany ireo benin’ny Tanana tokony hisitraka ny subvention exceptionnel hamindra ny vola ao amin’ny kaontin’ny orinasa any vadin’ny mpiasan’ny primature io. Ireo birao vaovao an’ny kamonina ireo izay tsy nanomboka ary tsy mbola nisy akory. Raha ny vaovao azo tamin’ny olona akaikin’ny raharaha, voasaringotra amin’ity raharaha ity ihany koa ny Minisitry ny Atitany teo aloha izay sady Praiminisitra. Ny tenany izay efa nohenoin’ny Bianco ankoatran’ny fandraisan’ny Pac an-tanana ity raharaha ity. Vinavinaina handeha eny anivon’ny Haute Cour de Justice ihany koa ny raharaha. Tsy nitondra fanazavana mikasika ity tranga fanodikodinana volam-panjaka ity ny teo anivon’ny Bianco, na ny birao mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly androany raha nanontaniana. Mitohy ny fanadiadihana hoy izy ireo, tsy hanavahana olona na antoko-politika izany; andrasana kosa ary hotaterina aminao eto amin’ny fampahalalam-baovao hatrany ny tohin’ny raharaha.

Famerenana ny Hasin’ny Fitsarana no tarigetran’ireo nandrato fianarana tao amin’ny Ecole nationale de la magistrature à Madagascar – TVM du 28 février 2019

  Ny famerenana ny hasin’ny fitsarana isan’ny ventin-dresak’ireo izay nahavita sy nandraty fianarana ho mpikari-draharaha na mpitsara eo anivon’ny ENMG etsy Tsaralalana. Mankazala ny faha 10 taona niasany ireo nandraty fianarana tamin’ity sekolim-pirenena mampiofana momba ny mpitsara sy ny mpiraki-draharaha izay amin’izao fotoana izao. Solange Rakotoarinosy – Todison François   Efa tafa-petraka eo anivon’ny sekoly mpanofana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha na ny ENMG ilay rafitra vaovao hiadiana amin’ny kolikoly sy ny fahafantaran’ny olona ary izay rehetra mety miborioka eo amin’ny sehatry ny fanadinana atao amin’ity sekoly ity. Izany no natao ho ny Tale jeneralin’ny sekoly dia mba hialana amin’ny fanakianana izay nianjady tamin’ny sehatry ny fanadinana tany aloha tany teto amin’ity sekoly ity.   Fanadinana io dia zavatra saro-pady, ary voarainay mihitsy ny baiko hentitra nomen’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika hoentinay ezaka mametraka rafitra mifanaraka amin’izay mihitsy an, mba hitsinjovantsika, indrindra indrindra ny taranaka, hitsinjovantsika ny vahoaka Malagasy satria tadidio fa ny fitsarana anie mamoaka didy amin’ny anaran’ny vahoaka Malagasy e. Ny dikan’izay raha marisarisa ny tontolon’ny fitsarana amin’ny ankapobeny, indrindra indrindra eto amin’ny fanofanana eto amin’ny sekoly manofana mpitsara sy mpiraki-draharaha, dia harisarisa koa ny tany tan-dàlana. Ezaka lehibe no atao mba hampiverina indray ny voninahitriny fitsarana, amin’ny alalan’ny fanadiovana izay tanterahana eto amin’ny sekoly, fa maro ny zavatra natao amin’izay fanatsarana izay, raha tsy hilaza aho afa-tsy ny hoe ny fijerena akaiky ny lafiny fitantanam-bola, ny fijerena akaiky ihany koa ny lafinin’ireo programan’asa amin’ny sehatry ny fanofanana, fitsirihana akaiky ny fizaran-draharaha ataon’ny mpianatra, fitsirihana akaiky ihany koa ireo traik’efan’ireo mpampianatra satria raha marisarisa ny mpampiofana dia marisasira avy hatrany koa ny olona hofanina rehefa avy eo.   Ny làlana ary ny làlan ihany no mibaiko amin’ny asam-pitsarana hoy ny solon-tenan’ny mpitsara avy amin’ity andiany taona 2006 izay tonga teto.   Tsy mora ny asam-pitsarana eo amin’ny didy avoakanao, misy ny mandresy, misy ny resy an, misy ny tsy faly foana, kanefa miezaka izahay manaraka ny làlana ao anatin’ireny didy avoaka ireny, mba ho fahafaham-poan’ny vahoaka izany izay mankeny amin’ny fitsarana.   Mpitsara sy mpiraki-draharaha 90 mianadahy avy amin’ity andiany tamin’ny taona 2006 ity no efa miasa sy miparitaka manerana ny Nosy, ho fanamarihana ny 10 taona niasan’izy ireo teo anivon’ny fitsarana dia nanolotra television écran plat miisa 2 ho an’ny sekoly ENMG izy ireo ho entina hanatsarana ny fomba enti-mampianatra. Ankoatr’izay dia nanome latabatra sy imprimante ho an’ny mpandraharahan’ny fonja izay miahy ireo zaza tsy ampy taona eto Antanimora izy ireo, ary tsy adinon’izy ireo ihany koa ireo zaza tsy ampy taona tezaina eto ka nahazo vary fotsy ho fanampiana ny sakafon’ireto zaza miisa 123 izay mifonja eto.  

Fivarotana ny zaridainan’i Antaninarenina – Efa any amin’i Bianco ny dossier – TVM du 28 février 2019

  Miady amin’ny kolikoly ity eto Antananarivo. Nambarany tamin’izay famindram-pahefana izay fa eo ampelantanany ny antotan-taratasy mikasika ny fivarotana ny zaridaina etsy Antaninarenina. Nandrianina Razafindramaro – Cedric Razafindrakoto. Manao fanadihadihana mikasika ny fitarainana momba ny famarotana ny zaridainan’Antanineranina ny biraom-paritry ny Bianco Antananarivo. Misy ny fanadihadihana efa vita ary nalefa eny anivon’ny fitsarana. Tsy maintsy misy tohiny ny fitarainana voaray. Ny fitarainana voaray an, tsy maintsy tonga any amin’ny manampahefana izay manandrify azy, fa tsy misy raharaha mijanona izany ato na iray aza. Ny olana fotsiny eto, betsaka ireo raharaha mihantona nohon’ny tsy fahampiana araka olombelona, dia lasa azo lazaina hoe somary tara ihany ny fikarakaran’ny birao ilay rahahara. Ankoatran’ny fandraisana sy fanadihadihana momba ny fitarainana, mametraka ireo aro-riaka, hiadiana amin’ny kolikoly eo anivon’ny sampan-draharaha miasa ho an’ny vahoaka ny Bianco Antananarivo. Minisitera sy fitantatanan-draharaham-panjakana 13 sy Commune 10 ato amin’ny Faritra Antananarivo no efa nametrahana rafitra miady amin’ny kolikoly. Na cellule anti-corruption. Nahitam-bokany izany. Iarahantsika mahalala raha nivoaka teo ny ipc farany teo an, dia mbola ambany dia ambany ny teto Madagasikara, izany hoe mbola ambony be ny tahan’ny kolikoly eto, miasa izany isika, nanao fanentanana isika, nanao fanabeazana isika. Fa mbola tsy tena mahafa-po ny vokatra. Dikan’izay, mbola be ny tokony atao. Araka ny fanadihadian’ny Bianco Antananarivo, efa mihamaro ireo olom-pirenena mamaky batsilana ny fanaovana kolikoly, mbola tsy mahafa-po nefa ny vokatra hoy ny Talem-paritra teo aloha nandritra ny fifampindram-pahefana teo aminy sy ny talem-paritra vaovao, Rakotondrainibe Seheno Malala. Fantatra teto ihany koa fa ankoatrany mpandraharaha Malagasy dia misy mpandraharaha vahiny atao fanadihadihana momba ny resaka kolikoly.

Sorry,You have not added any story yet

RANDRIANASOLO Jacques nitsidika ny fonjan’i Tsiafahy, mbola betsaka ny tsy voatsara – TVM du 28 Février 2019

Nisy fitsidihana tampotampoka nataon’ny Minisitry ny fitsarana teny amin’ny fonjan’ny Tsiafaha nanaraha-maso ny zon’ireo voafonja, indrindra ihany koa ny fomba fiasan’ireo mpandraharahan’ny fonja amin’ity fonja ity. Solange Rakotoarinosy, Todoson François. Mba ahafantarana ny tena zava-misy marina mikasika ny fiainan’ny voafonja eto Tsiafaha no antony izao fitsidihana tampoka nataon’ny Minisitry ny Fitsarana teto izao. Nisy ny fisavana entana voarara satria tsy azon’ny voafonja atao ny mitondra finday sy zava-maranitra ato. Tsy famonoana olona ny fonja, ary izay no tena hijereko anareo teto hoe mijaly ve nareo sa tsy mijaly? Ny fonja tsy famonoana olona fa fitaizana, fanitsiana, asa azonareo? Dia rehefa mba mivoaka ato izany, mba olom-baovao, olona mbola afaka miaraka mipetraka amin’ny fiaraha-monina. Fa tsy hoe olon-dratsy dia olon-dratsy foana mandrakizay. Ny tarehy no tsy azo ovana fa ny toetra azo ovana. Ka eviter-na autant que possible mba tsy hamerina izany intsony farafarany. Efa nahitsy taty dia mba mipetraka tsara; mazava!! Mailo ny fanjakana satria efa nisy ny fonja vaky toy ny tany Tsiroanomandidy. Nosavana daholo ny entan’ireo iray chambre tamin’ireo, tsy nahitana telephone. Ratsy mantsy ny telephone, mety hoe afaka mi-commande olona any ivelany manao zavatra na manao zavatra ohatr’izany, dia tena maha-sarotiny izany. Ianao gadra izany aty dia tokony tsy hanana communication any ivelany izany. Adidinay ihany koa ny mijery ny aty hoe mihinan-kanina ve ireo, mijaly ve ireo, dia ngamba henonao teo ny valin’izy ireo fa dia "bien traiter" ry zareo, misakafo ry zareo, ary na ny ao anatin’ny trano aza dia hitako mba milamina ihany ilay izy. Nijery izany izahay, nanontany ihany koa moa satria hoe iza no voatsara, iza no tsy voatsara mba ahitana izay tokony atao aty amin’ny vonjaben’ny Tsiafaha. Mbola misy maromaro ihany no tsy voatsara ka ezahana moa hiteny ny tompon’andraikitra mba hanabe ny enrôlement ato amin’ireo dossiers criminelles mbola maromaro tsy voatsara ireo Miiisa 1083 ireo voafonja voatazona eto Tsiafaha. Filan’ny mpiasa manolona izany ny fanorenana trano fonenena eto satria dia tongotra 6km isan’andro hoy izy ireo no tsy maintsy vitaina raha hamonjy toeram-piasana ety amin’ny fonjan’ny Tsiafaha.

Torture et viol, deux gendarmes incarcérés – Expressmada du 28 février 2019

Un chef de poste ainsi qu’un gendarme de première classe ont été jetés en prison. Ils sont respectivement incriminés pour torture ainsi qu’enlèvement de mineure et viol.   Coup de balai au sein de la gendarmerie nationale. Deux gendarmes en ont eu pour leur grade avant-hier à Maintirano. Traduits devant le parquet, un gendarme principal de première classe, chef du poste avancé de la gendarmerie nationale dans la commune rurale de Bemarivo, ainsi qu’un gendarme de première classe, en service à celui de Beravina, ont été envoyés dare-dare sous les verrous au terme de leur instruction. Le parquet a statué sur leur sort avant-hier, après qu’ils ont fait l’objet d’arrestations, puis placés en garde à vue à Maintirano sous la diligence du groupement de la gendarmerie nationale de la région Melaky. Le nettoyage de corps qui bat actuellement son plein est par ailleurs une initiative du gouvernement, appliquée dans les grandes formations et les démembrements territoriaux sous la houlette du secrétariat d’État en charge de la gendarmerie nationale par le truchement du commandement. Des ordres de poursuites ont déjà été signés par le secrétaire d’État depuis l’effectivité de l’assainissement.   Affaire étouffée   Le chef du poste avancé de la gendarmerie à Bemarivo a répondu d’actes de torture et maltraitance sur une personne gardée à vue. Une femme, retenue pour interrogatoire dans la caserne dont il était en charge a porté plainte pour coups et blessures volontaires pendant les enquêtes préliminaires. Les faits remontent au mois de janvier. Alors que l’affaire semblait avoir été laissée dans les oubliettes au fur et à mesure que des semaines d’attentisme se sont écoulées, elle a connu un rebondissement lorsque les ayant voix au chapitre au sein de la gendarmerie se sont f1xés comme mot d’ordre la lutte contre l’impunité. Le commandement a, de ce fait, donné du fil à retordre au présumé tortionnaire en arrachant au forceps les aveux lorsque la plaignante n’a pas cédé d’un iota. Alors que l’étau s’est resserré autour du gradé, le gendarme de première classe en poste à Beravina s’est attiré les foudres de ses supérieurs hiérarchiques, en enlevant de force foyer de ses parents impuissants, une mineure de quinze ans, pour ensuite abuser d’elle. Le commandement souligne que le gendarme était sous l’emprise de l’alcool. Dans l’espoir que la famille de la fillette violée passe l’éponge sur le cauchemar vécu par leur enfant, le gendarme a tenté une conciliation, mais une grande colère collective a saisi l’opinion, a tué dans l’œuf sa tentative. La réclusion criminelle le guettait alors lorsque les parents de l’adolescente ont saisi la justice. À côté, le rouleau compresseur de l’assainissement au sein de la gendarmerie ne concède rien, du moins pour le moment. Seth Andriamarohasina

Le ministre randrianasolo jacques n’écarte pas la methode musclée pour la saisie des biens mal acquis et poursuite des contrevenants – La gazette de la grande île du 28 février 2019

Le dernier coup a été décisif. Celui qui aura permis de mettre sous les verrous, en un temps plus ou moins record, Mbola Rajaonah, un gros bras des pratiques frauduleuses, lequel, tout le monde sait, compte parmi tant d’autres faits d’arme, des trafics avérés et récurrents de bois précieux, au nez et à la barbe de la Communauté Internationale.

Au premier abord, c’est là une courte avancée non moins négligeable en matière de lutte contre les bandits en cols blancs. Si l’on y ajoute aussi la prouesse d’avoir remis dernièrement dans l’escarcelle de la justice deux autres contrevenants , Claudine Razanamamonjy et Hugues Ratsiferana, deux gros poissons égarés dans le marigot des affaires à la sauce HVM, l’espoir est plus que jamais de mise pour une ouverture des débats sur ce qu’on entend par indépendance ou véritable rôle de notre justice.  Zaka Be (surnom affublé au tout nouveau ministre de la Justice Randrianasolo Jacques), puisque c’est de lui dont il s’agit dans le cadre de la personne-orchestre des poursuites actuelles, promet de ne plus s’arrêter. « Il y en aura d’autres » affirme en substance le locataire de Faravohitra.

La guerre semble bel et bien « déclarée » contre ceux qui auraient pris maille à se réfugier derrière le sacro-saint couvert de l’Etat au nom de l’impunité et ce que disant pour en vider vraisemblablement les caisses sans foi ni loi.

Vaste opération de sape

En plus clair, beaucoup de personnalités véreuses n’y couperont plus, contraints, si l’on ose dire, de s’explique devant la justice. De quelques délits, malversations, détournements de deniers publics, nombreux sont qui s’en mordent les doigts. On comprend incidemment le transport de l’ancien PCA de Air Mad et non moins ancien ministre du temps du régime Rajaonarimampianina qui aura pu esquiver le Bianco pour absence.

Pour les limiers de la Justice, ce n’est rien moins qu’une affaire à suivre même si le coup de filet dans ce dernier cas d’espèce pêchait par un éloquent retard. Les contrevenants à la justice passeront incontournablement dans l’escarcelle des priorités des priorités des actions du nouveau régime Rajoelina si tant est que des dossiers de détournements de fonds venaient à être avéré. Le PAC qui, d’ores et déjà, officie en lieu et place de l’ancien Bianco est le nouveau fer de lance pour transformer les essais.

La prestation de serment des responsables, ces derniers jours, n’est pas un simple fait du hasard. C’est le début d’une vaste opération de sape visant à impulser un nouvel élan en matière de poursuites ou répression. Le ministre Jacques Randrianasolo est confiant. D’où de multiples apparitions sur la scène médiatique ces derniers temps voire aux chevets des détenus pour s’enquérir des dernières actualités. En tous les cas, c’est un signal fort d’un appareil qui entend aller de l’avant. Et pourquoi pas?retrouver ses titres de noblesse.

En prime, le ministre Jacques Randrianasolo ajoute que « nul ne pourrait échapper à la loi » à l’endroit notamment de ces nouveaux riches dont la saisie des biens malencontreusement acquis n’est plus une vue de l’esprit. Loin s’en faut ! La perspective figure parmi les projets que Ministère de la Justice entend soumettre à la Présidence de la République pour traitement spécial. Une législation par voie d’ordonnance, pourquoi pas ?.

Tribunaux de droits communs

Dans tous les cas, Jacques Randrianasolo n’hésite pas à déclarer que la plupart des personnalités incriminées dans de mauvaises affaires sont passibles de poursuites dès à présent. Ce n’est plus l’occasion qui manque. Encore moins, les organes habilités à le faire. Selon les affirmations de Randrianasolo Jacques certains grands dossiers peuvent être traités par des tribunaux de droits communs. Il n’en demeure pas moins vrai cependant que la Haute Cour de Justice est là pour s’attacher aux taches plus délicates. Pour Faravohitra, toutes les conditions sont réunions pour que les poursuites ne souffrent d’un quelconque obstacle. Encore moins d’une fosse note.

Répondant à l’allégation d’une personnalité du Régime Rajaonarimampianina, ancien Procureur Général de la Cour d’Appel d’Antananarivo, qui semble, ces derniers temps, tirer à boulets rouges sur tout ce qui bouge, Jacques Randrianasolo avance sans barguigner que le train de réformes actuelles n’a rien avec un acharnement politique. Et de renchérir :« Trop d’impunité, de laisser-dire et laisser-aller conduit à la déliquescence de l’image de l’Etat, de l’Etat de Droit et surtout de la confiance des mandants envers ses gouvernants »; « rien de bien positif ne peut être bâti à l’autel d’une justice qui se mure dans son actuelle léthargie ».

Ampingaratse

Sorry,You have not added any story yet

Sorry,You have not added any story yet